Vohemar : fampielezan-kevitra
Nolavin’ny TVM ny horonan-tsarin’ny TIM
jeudi 6 décembre 2007 |
| 836 visites
Mitaraina ireo tanora mpikambana ao amin’ny « jeune TIM » avy aty amin’ny foibe noho ny tsy nandehanann’ny horonampeo sy sary tamin’ny haino aman-jerim-panjakana any Vohemar. Nambaran’ny mpiasan’ny TVM sy RNM tany an-toerana fa very ireo horonan-tsary ka izay no antony. Taty an-drenivohitra no natao ireo horonan-tsary ka ny minisitra « coach » manerana ny faritra no ampian’ireto tanoran’ny TIM ireto. Araka ny fiheveran’ireo tanoran’ny TIM dia sivana sy sakatsakana no natao azy. Etsy andaniny kosa dia (...)