Vono olona tany Morombe
Ahiana ny valifaty !
vendredi 7 décembre 2007 |
| 533 visites
NIteraka resabe tany amin’ny distrikan’i Morombe sy Toliary ny vono olona nitranga tany Ambahikily, izay nahafaty ilay mpividy vokatra, fantatra amin’ny anarana hoe Niriko Ralay, ny 30 oktobra lasa teo.
Araka ny vaovao azo avy amin’ny fianakavian’ny maty dia efa nosamborin’ny mpitandro filaminana tany an-toerana ilay olona nahiana ho ati-doha nikotrika izany vono olona izany.
Nentina tany amin’ny fampanoavana tany Morombe ilay voarohirohy saingy nahazo fahafahana vonjy maika. Tsy afa-po (...)