Analakely : Sary pika
Tsy dia nandeha ny tsena
jeudi 3 janvier 2008 |
| 443 visites
Ireo mpaka sary sisa no mamita ny asa tsy vitany tamin’ny fetin’ny krismasy sy faran ‘ny taona iny ka nahazoan’izy ireo alàlana hijanonany eo amin’ny araben’ny Fahaleovantena Analakely sy eny anoloan’ny gara Soarano. Amin’ny ankapobeny dia miandry ireo olona naka sary izay mbola tsy naka ny sariny ireto mpaka sary ireto izay manodidina ny 300 eo no isany.
Eo ihany koa ireo mbola miala sasatra ka tsy afapo loatra tamin’ny fakana sary fahatsiarovana, no mbola mankeny Analakely manatanteraka izany. Ar (...)