Teto an-drenivohitra
Mody adala, nefa manendaka
lundi 4 février 2008 |
| 835 visites
Mitombo isa indray ny olona adala eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fotoana izao saingy toa miova ho moderna kokoa izy ireny, hany ka mampisalasala ny hilaza ny sasany amin’izy ireny ho adala. Tao anatin’ny andro maromaro izay dia tsikaritra misy tovolahy malotoloto manenjika miditra anatin’ireny taxi-be eto an-drenivohitra ireny ka mody mitabataba sy mangataka eo. Tamin’ny faran’ny herinandro teo moa dia navelan’ny resevera nanaram-po tao anatin’ny taxi-be ity tovolahy iray. Sorena (...)