Matsilo
Nalevina ny CRTIM
samedi 15 mars 2008 |
| 496 visites
«Tonga ny fotoana hivoahanay amin'ny fahanginana. Tsy avelanay handalo ny tantara.» Andro maro izay no tafajoro ny MATSILO, fikambanana izay niainga tao amin'ny CRTIM teo aloha.
Niova endrika sy famindra izy ireo ankehitriny, satria tsy nankatoavin'ny ambaratongam-pitondrana tao amin'ny fanjakana ny soson-kevitra nentin'izy ireo. Fanatsarana an'i Madagasikara anefa no notadiavina. « Hiatrika fifidianana isika ankehitriny, zon'ny tsirairay ny hifidy, na tsy hifidy. Ambara ho tany (...)