Toamasina : Fifidianana
Misy ny mikasa hanakorontana
mercredi 19 septembre 2007 |
| 193 visites
Miha manakoako ny fampielezan-kevitra eny anivon’ny tanandehibe manerana ny nosy amin’izao herinandro farany hananana azy izao ka tsikaritra fa mipoitra tsikelikely amin’izay ireo kandida, ankoatry ny TIM. Misy an’izany avokoa na any Antsirabe, na any Mahajanga, Antsiranana, Fianarantsoa, Toliary, Tolagnaro, Toamasina, ka ity farany izao no nahazoam-baovao fa misy mikasa hanakorontana ny fifidianana ao an-toerana. Maro no antony mety hisian’izany, hoy ihany ny vaovao azo, toy ny tsy (...)