Faha-72 taonan’i Didier Ratsiraka
Ho lasan’ny vazaha manontolo i Madagasikara
lundi 5 novembre 2007 |
| 11302 visites
Feno 72 taona omaly alahady faha 4 novambra ny filoham-pirenena teo aloha atoa Ratsiraka Didier ka toy ny isan-taona dia mankalaza izany ny antoko AREMA noforoniny. Teny Anosizato, biraon’ny Arema firaisana faha 4 no nanaovana ny lanonana rehefa nahazo alalana tamin’ity filoha teo aloha ity. Atoa Ange Andrianarisoa, sekretera nasionaly vonjimaika an’ity antoko ity no nitarika ny fotoana ka ankoatry ny fiaraha-mikoranan’ireo mpikambana dia nisy ny dinidinika mahakasika ny fiainam-pirenena ny (...)