Fifidianana :Pasitera Andriamanjato Richard
Nitso-drano an’i Hery Rafalimanana
mercredi 21 novembre 2007 |
| 1134 visites
Omaly talata maraina no nihaona teny amin’ny tranon’ny pasitera Andriamanjato Richard ny PDS Rafalimanana Hery ka samy nanome lanjany ny« tso-drano zava-mahery » ny roa tonta. Mahakasika indrindra ny firotsahana kandida ben’ny tanàna no nahazoan’atoa Rafalimanana Hery tso-drano tamin’ity andrarezin’ny politika ity, izay efa nanana traikefa ihany koa tamin’ny fitantanana ny tanànan’Antananarivo tamin’ny fotoan’androny. Amin’ny ankapobeny dia nisy ny dinika manokana teo amin’izy mianaka ireto, narahana ny (...)