Ranjivason Jean Théodore
« Tsy ho ombalahy tanimanga »
lundi 10 septembre 2007 |
| 180 visites
« Manana fijery midadasika izahay ka hitrena raha ilaina izany. » Niarahan’ny Firaisankina ho an’i Madagasikara, Firaisana Faharoa, tamin’ny filoha nasionalin’y CRTIM, Jean Clément, filoha lefitry ny antenimieran-doholona, nanokatra ny fampielezan-kevitra, teny Ambohipo. Izy rahateo no nanolotra ireo nilatsa-kofidiana amin’iny Firaisana iny, izay tarihin-dRanjivason Jean Théodore, ministry ny Asa, Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy teo aloha. Manaraka azy ao Andrialilala Hery Germain, Andriamihaja (...)