Fahatapahan-drano teto an-drenivohitra
Nisavoritaka ny mponina
mardi 8 janvier 2008 |
| 493 visites
Resa-be eto an-drenivohitra ny fanapahana jiro sy rano amin’ny faritra maro eto an-drenivohitra ka niteraka sahotaka omaly vao maraim-be teo amin’ireo tokantrano maromaro mpampiasa ny paompy an-dàlam-be.
Nifandom-baravarana nifampilaza amin’ny tokony hanangonana rano fisotro satria ho tapaka hono ny rano sy jiro. Nifanaretsaka ireo mpikarama mantsaka nitandahatra tamin’ny paompy, voatery nantsaka aloha ny ankizy vao namonjy sekoly. Hatramin’ny omaly hariva anefa dia toa mbola nandeha ihany ny (...)