Rameva, osy, omby vavy be ronono
Biby inona izany e ?
jeudi 31 janvier 2008 |
| 1162 visites
Te hahita mivantana ireo karazam-biby nampidirina teto Madagasikara vao haingana ny vahoaka malagasy, saingy toa sarotra ny ahitana izany satria tsy eny amin’ny valan-javaboahary toy ny etsy Tsimbazaza no misy azy fa eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha, hany ka olona voafantina ihany no afaka mahita azy. Ny rameva izay tonga vao haingana aloha no tena mahaliana, izay sambany mba nandrenesana ny fisiany eto, na dia voalaza aza fa efa misy malagasy miompy azy io eto an-toerana fa tsy fantatra (...)