Mpianatra ho dokotera
« Politika famonoana afo »
mardi 8 mai 2007 |
| 168 visites
Namoaka fanambarana tamin'ny faha 5 mey teo ny minisitra roa dia ny fahasalamana sy ny fampianarana nilaza fa miatomboka anio ny fandoavana ny « indemnité de stages hospitaliers » ho an'ny mpianatra ho dokotera eny Ankatso. « Indemnités » tamin'ny taona 2006 io aloa anio io.
Izao no azo dia vokatry ny fihatrehina fanairana nataon'ireo mpianatra ho dokotera tamin'iny herinandro iny. Mihetsika mitaky izay anjara « Indemnités » izay tokoa ireto mpianatra ireto vao gaga ny maro, hay mbola tsy voaloa (...)