Tanànan’Antananarivo : Fiparitahan’ny fako
Mitaky vahaolana haingana
lundi 7 janvier 2008 |
| 531 visites
Efa voatatitra an-gazety matetitetika ihany ny akon’ny nanapahan’ny orinasa Jirama ny jiro sy rano eny amin’ny faritra sasany eto Antananarivo renivohitra, saingy toa tsy misy fanantenana ihany raha ny firesaky ny ben’ny tanàna Andry Rajoelina raha nivahiny tao amin’ny fahitalavitra TV Plus ny tenany ny faran’ny herinandro teo. Nitanisa ny trosan’ny kaominina ny tenany ary naneho fa misy ny sakatsakana amin’ny hanatanterahany ny asany. Hatreto aloha dia nambarany fa tsy misy ny vola handoavana ireo (...)