Fianarantsoa
Afaka nadiodio i Ialy Rakotoniaina sy ny namany
mardi 18 décembre 2007 |
| 530 visites
Nandritra ny famoahana ny didim-pitsarana ny raharaha nahamay ny oniversite tany Fianarantsoa volana vitsy lasa izay, dia vory lanona manoloana ny lapan’ny fitsarana tany an-toerana ny mponina liana ny ahalala ny marina momba ity raharaha ity.
Tsy diso anjara amin’ny raharaha tahaka izao koa anefa ny mpitandro ny filaminana mivondrona ao amin’ny EMMO/FAR izay miandrana ambava-basy tanteraka manoloana io fitsarana io, sao misy mihoam-pefy. Nandritra ny ora maro no niaretan’ny mponin’i (...)