Filankevitra Mahajanga I
Nandray fahefana i Tony Josoa
samedi 12 janvier 2008 |
| 443 visites
« Famindram-pahefana teo amin’ny filohan’ny filankevitra monisipaly teo aloha sy ny vaovao notanterahina ny Zoma 11 janoary 2008 ny famindram-pahefana teo amin’andriamatoa ABRASSE Massoud sy Andriamatoa Tony JOSOA. Ity farany dia voafidy ho filoha vaovao ny filankevitra monisipaly eto amin’ny kaominina Mahajanga. Tokony efa hisy hoy ny ben’ny tanàna vaovao ny asa 10 andro aorian’ny fametrahana izao filohan’ny filan-kevitra vaovao izao.Hisy àry ny fiofanana filan-kevitra miaraka amin’ny distrika, (...)