ESMGC : Oniversiten’ny vondrona ACEEM
Hisokatra amin’ny volana martsa
samedi 2 février 2008 |
| 431 visites
Amin’ny faha 7 martsa izao no hiditra ireo mpiofana ho manam-pahaizana ambony ao amin’ny ESMGC (Ecole supérieure de maintenance, de gestion et de communication) etsy Manakambahiny.
Ny vondrom-panabeazana ACEEM no tompon’ity sekoly ambony ity izay fanatevenana ireo sampana isan-karazany efa misy ao aminy. Fotodrafitrasa vaovao manara-penitra no hovantanin’ireo mpianatra ka mpianatra miisa 100 hatramin’ny 120 isaky ny sampam-piofanana no ho raisina hiofana mandritra ny 3 taona avy. Itovian’ny (...)