Antsiranana
Nihemotra kely aloha ny Jirama…
samedi 9 février 2008 |
| 406 visites
Marimaritra iraisana ! Toa izay foana no mampilamina zavatra eto Madagasikara. Tsy misy hevitra na fanapahan-kevitra hentitra enti-mitantana hatrany. Hatramin’izao aloha ary, dia tsy mieritreritra ny hanapaka ny jiro ao amin’ny kaominin’Antsiranana ny Jirama, taorian’ny fifanarahana mikasika ny trosan’ny kaominina teo aloha ka tsy voaloa.
Trosa nanomboka ny taona 1998
Tany amin’ny faraparan’ny taona 2007 no niseho ny olana, ka nisian’ny fanapahana nisesisesy tao amin’ny tanàna. Mahatratra 2 miliara (...)