Politika :
lundi 11 février 2008 |
| 527 visites
Maraniharisy : Akaiky ny farany
« Tsy resy tsy miady izahay raha tsy mandray anjara amin’ny fifidianana izay ho mpanolon-tsaim-paritra ny 16 Mars izao. Iza no atao lasibatra amin’ny hala-bato lava izao ». Io no nambaran’ny depiote teo aloha Maranoharisy. Nisy ny fifanarahana nataon’ny mpanohitra rehetra ny tsy handraisana anjara amin’io fifidianana io, ka hoe hianjahanja eo ny mpitondra sy ny ekipany. Tany tsy misy demokrasia eto, noho izany tsy marisika mifidy ny vahoaka, saingy rehefa mahita (...)