Andron’ny Mpifankatia
Miova andriana, miova sata
mercredi 13 février 2008 |
| 833 visites
Andron’ny mpifankatia! Dia malalaka avokoa, hono, ny fanehoana ny fitiavana. Na amin’ny fiteny, na amin’ny fihetsika, na amin’ny atao. Eny, hatreny imasom-bahoaka. «Tsy mba izahay fahiny izany, rankizy!», hoy i neny somary misento, kanefa tsy dia manome tsiny loatra. Satria, miova ny andro, ary mandroso ny fotoana.
Tsy mifampikasika
Tsy fomban’ny Malagasy loatra, indrindra ny eto afovoan-tany, ny maneho fihetsika lazainy mazàna fa mamoafady. Manazava ny renim-pianakaviana iray (65 taona) : « Na (...)