« Bois de rose » : Fanondranana an-tsokosoko
Olona maro no mbola karohana
vendredi 26 octobre 2007 |
| 670 visites
Naiditra am-ponja vonjimaika ao Ambalatavoahangy ilay mpandraharaha tompon’andraikitra tamin’ny famoahana an-tsokosoko ireo hazo sarobidy « bois de rose » avy any amin’ny distrikan’ Antalaha, nokasaina haondrana any ivelany ka saron’ny ladoany tao Toamasina.
Miandry ny fitsarana azy ity olona voarohirohy ity mandram-pahita an’ireo olona maro mbola voarohirohy ho niray tsikombakomba taminy. Hazo sarobidy miisa 4300 no sarona tao Toamasina ka olona 3 lahy no nividy azy ireo. Karohina fatratra koa (...)