Omby vavy be ronono
Tsy nahitana tombony, dia ho avy indray ny osy
lundi 7 janvier 2008 |
| 749 visites
Mifantoka any amin’ilay fanafarana osy 3 500 avy atsy Australia indray ny sain’ny mpitazana, izay hanome taranaka tsara ny osy izay efa misy eto, ary koa ny volony atao tapis sy ny ronono azo avy aminy. Tsy maha-taitra ny maro io osy io, satria niarahan’ny rehetra nahita ny fanafarana ireo omby vavy be ronono taona maro lasa izay, ka nambara fa hitondra tombony ho antsika io na lafiny ronono na ihany koa ny henany sy ny taranany. Tsy mbola nandre ny maro fa nigoka tombony be tamin’io ireo (...)