Oniversite Ankatso : CUA
Namboarina ny kianja fanaovana basket
mardi 20 novembre 2007 |
| 360 visites
Eo am-panamboarana ny kianja filalaovana basket vaovao eo amin’ny trano iray noravàna, izay nonenan’ny mpianatra mpanao politika tamin’ny fotoan’androny.
Navadika ho kianjan’ny fanatanjahantena ity toerana ao Ankatso ity. Herinandro eo ho eo izay no nanombohan’ny asa, raha kasaina ho vita alohan’ny faran’ny taona izao. Kianja miisa 2 no hamboarina eto, miampy ny toerana fijerena lalao sns...
Tamin’ny sabotsy teo no nijery ny fizotran’ny asa ny PDS Antananarivo, Hery Rafalimanana, izay tompon-kevitra (...)