Alan’ny Mikea
Hazo sarobidy miisa 600 no nisy nitrandraka
vendredi 18 janvier 2008 |
| 456 visites
Nahazo vahana ny fitrandrahana hazo sarobidy tamin’ny faritra maro teto amin’ny Nosy tato ho ato.
Tsy tany amin’ny faritra avaratry ny Nosy ihany fa tany amin’ny Atsimon’ny Nosy ihany koa. Tamin’ny herinandro lasa teo dia hazo sarobidy antsoina hoe « vory » no tratran’ny tompon’andraikitra tao amin’ny ANGAP, tany amin’ny tanàna antsoina hoe Andiky, tsy lavitra an’Ankililaoka.
Araka ny vaovao azonay avy an-toerana, dia maty ny kamiao nitondra ireto hazo ireto, izay saika hamidy any Toliary, ka nisy (...)