Kaominina Ampefy
Ahiana hirotaka ny olona
vendredi 21 décembre 2007 |
| 467 visites
« Na ampahany na manontolo ny famerenana ny fifidianana ao amin’ny kaominina Ampefy, dia tsy manaiky ny vahoaka satria toa miendrika fanitsakitsahina ny safidim-bahoaka izay nametraka ny fitokisany 53,61% ho an’ny kandida Rakotoarimanana Patrick Olivier izao ». Io no nambaran’ireo komity mpanohana ity kandida ity omaly raha nitafa tamin’ny mpanao gazety nilaza ny alahelony momba ny filazan’ny tribonaly administrativa fa haverina ny fifidianana ampahany any amin’io kaomnina io. Fifidianana nizotra (...)