Fiaramanidina voatery nipetraka
Nieren-doza ireo vazaha telo tao anatiny
mardi 29 janvier 2008 |
| 844 visites
Saika loza no nitranga tany amin’ny tanànan’Ambinany, kominina Fanambana, ao anatin’ny distrikan’i Vohémar, tamin’ny marainan’ny zoma lasa teo. Tamin’ny 5 ora maraina tany ho any mantsy dia nisy fahasimbana ara-teknika teny am-panidinana teny ity fiaramanidina madinika nitondra ireto vazaha telo lahy. Voatery nipetraka teo amoron-dranomasina ity fiaramanidina kely noho izany fahasimbana izany. Mba voafehin’ilay mpanamory ihany anefa ny fidinana tsy fidiny tamin’ny tany.
Tafapetraka soa aman-tsara (...)