Fivadihan’ny voka-bato
Fanovana ny lalàm-pifidianana no vaha-olana
samedi 29 décembre 2007 |
| 353 visites
Saritsarim-pifidianana no miseho eto Madagasikara ka tsy mahagaga raha mandeha amin’ny tsy tokony ho izy ny safidim-bahoaka. Hita io nandritra ny fifidianana izay ho filoham-pirenena ny 3 desambra 2006, izay nandraisanay mpanohitra anjara kanefa ireny niarahana nahita ireny ny niseho. Io no nambaran’ny PDS teto amin’ny faritanin’Antananarivo teo aloha, ny Jeneraly Razakarimanana Ferdinand. Nanohitra ny fitsapan-kevi-bahoaka izahay mpanohitra ary iza no tsy nahalala fa zara raha nandray anjara (...)