Ben’ny tanàna eto Iarivo
Mpanao politika iza no hihaona aminy ao Paris ?
mardi 5 février 2008 |
| 1824 visites
Anio no fantatra fa hiainga ho any La Frantsa ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Andry Rajoelina. Fivoahana fanindroany teto Madagasikara taorian’ny naha-lany azy hitondra ny tanàna eto an-drenivohitra, ary fanasana nataon’ny mpandraharaha any amin’io firenena iray io. Voalaza fa hisy mpitondra fanjakana ambony any Frantsa vonona ny hiara-miasa amintsika ka antony iray hiazoany any Paris izany. Raha ny fantatra dia maro amin’ireo Malagasy mpiray tanindrazana no maniry hiaona amin’ity TGV ity, ary izy (...)