Fanamparam-pahefana
Tsindry hazo lena ?
vendredi 14 mars 2008 |
| 530 visites
Aza manao kely tsy mba mamindro. Endrika iray hisehoan'ny fanaparam-pahefana isaky ny faritra io mandritra izao fampielezan-kevitra izao. Tsy misy izay tsy mitaraina ny kandida isan-karazany manoloana ny fihetsiky ireo olona nomena fahefana amin'ny faritra sasany. Ny kandida eny Avaradrano, dia nanamafy io, izay milaza fa nangataka kianja malalaka hanaovana ny fampilezan-kevitra saingy narirarira hatramin'ny farany, ka naleony nitety isam-baravarana. Ny Tanoran’ Atsimondrano Vonona raha (...)