Otrikafo
Mbola omena ny vahiny ve ny tany ?
mardi 11 mars 2008 |
| 429 visites
Tsy ankasitrahan’ny « Otrikafo » tarihan’ingahy Rajaonah ny fanomezana tany ho an’ny vahiny. Manoloana ny fifanarahana ny hanomezana tany hambolen’ny vahiny vary sy voamaina any amin’iny tapany atsinanan’ny nosy iny nanehoan’ny Otriakfo ny heviny indray. Nahoana no mbola vahiny no omena sehatra hamokatra eto ? Firy ny Malagasy nangataka tany ho volena nefa toa voarirariana hatrany ? «Hita fa mbola miakin-doha amin’ny vahiny isika », hoy ny Otrikafo, « ka tsy azo ekena ny toy izao ». Io (...)