Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 5 mars 2021
Antananarivo | 14h11
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • Ny Andriambavy RAHOLDINA Raholisoa Suzanne Odette

    samedi 15 juin 2013 |  3219 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny Andriambavy RAHOLDINA Raholisoa Suzanne Odette Chevalier de l’Ordre National dia niamboho ny alatsinainy 10 Jona 2013 rehefa nivahiny 86 taona teto an-tany. Ny zanany : Dr. Rabemanantsoa Raholdina Monjy Lalao sy Phalène Ravelontseheno Aurélia Rev. Ravelo-Hoerson Nicole sy Allain Georges Rajaonarivony Alain sy Marie-Lucie Rajaonarivony Colin Klunzinger Ann Dijoux Micheline sy Fritz Dr. Heydenreich (...)
  • RANDIMBIARIZANAKA Delphine

    vendredi 24 mai 2013 |  2002 visites
    Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Malalanay : RANDIMBIARIZANAKA Delphine Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny talata 21 may 2013 rehefa nivahiny 71 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RANDRIAMAHAVALISOA Eugène Ny zananany : VOAHANGINIRINA Odette Andriamahavalisoa sy MANASSÉ-RATSIMANDRESY Andrianalisoa ANDRIAMIHAJA Nirina Randriamahavalisoa sy RAKOTOARISOA Ony Francia RADIMBIMALALA Andriamahavalisoa sy (...)
  • RANDRIAMBOLOLONA Guy Robin RAINISOA

    mercredi 22 mai 2013 |  2035 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampilazanay Taranak’Itpkl RANDRIAMBOLOLONA Charles sy Itpkv RARIMINO Blandine aminareo havana namana sy tapaka ny fahalasan’i RANDRIAMBOLOLONA Guy Robin RAINISOA Nody any @ Tompo ANDRIAMANITRA ny 18 MAI 2013 rehefa nivahiny tety an-tany nandritra ny 70 taona Ny andro handevenana eny ANADRANOBE ZAFIMBAZAHA dia ho lazaina antsika amin’ny manaraka. Miangavy ireo namana izay mahita ity filazana ity mba hampandre ireo namana sy tapaka. (...)
  • Georges Robinson ROBERT

    jeudi 14 février 2013 |  3571 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny ray malalanay : Georges Robinson ROBERT (Vady navelan’Itompokovavy Beby Julia Ranorovelo ROBERT) Pharmacien Retraité Ny Alakamisy 7 Febroary 2013 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. hoy, Ny zanany : Patrice ROBERT (France) Brice ROBERT (Canada) Béatrice ROBERT sy Vincent DEWU (U.S.A) Géraldine ROBERT sy Thomas VIARDOT (Canada) Ny zafiny : Louis-Bernard ROBERT-CLERISSE (France) (...)
  • Raharimalalasoa Simonette Marcelle

    jeudi 17 janvier 2013 |  2788 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin'ny malalanay: RAHARIMALALASOA Simonette Marcelle (Chevalier de l'Ordre National Malagasy) ny Alatsinainy 14 Janoary 2013 rehefa nivahiny 72 taona teto an-tany. hoy: Ny zanany: Marcel Miault Honoré sy Sylvia RAZAFITSIAROVANA Jean sy Verohanitra RAZAFINDRAKOTO Hubert sy Sophie RAKOTOVAO Véronique RAZANAMANARIVO Eliane sy Lova RANDRIAMBELO Ny zafiny: Lalaina sy Niaina RAZAFINDRABE (...)
  • RANOROVELO Eugenie (Tarika Vola sy Noro)

    samedi 29 décembre 2012 |  3907 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay, fa ny Havana malalanay : RANOROVELO Eugenie (Tarika Vola sy Noro) dia nodimandry ny Alakamisy 27 desambra 2012. Ny fandevenana dia ho lazaina amin'ny manaraka. AZA ILAOZANAO Aza hilaozanao ny trano Masoko manganohano Miangavy anao mba hiverina Aza hilaozanao ny ankizy Mitady anao ambozizy Mitadidy mitamberimberina. Aza hilaozanao ny lasa Fa ny zavatra voakasa Mbola vitsy no efa vita Aza hilaozanao ny ho (...)
  • ANDRIAMADISON RAZAFINDRALAMBO Lalao Honorine

    mercredi 21 novembre 2012 |  3159 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty noho ny amin'i Jesoa Kristy no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin'ny malalanay : ANDRIAMADISON RAZAFINDRALAMBO Lalao Honorine (Vady navelan'Itompokolahy ANDRIAMADISON Julien) Past Gouverneur de l'Inner Wheel Club International Ny Asabotsy faha 17 Novambra 2012. Hoy, Ny zanany : Vady navelan' Itpkl ANDRIAMADISON Tantely Fanomezana ANDRIAMADISON Haja Mbolaliana sy Mirana ANDRIAMADISON Hasina Fanantenana sy Nathalie (...)
  • Ny Andriambavy RAZAFINIAINA Eltine

    samedi 28 juillet 2012 |  2032 visites
    amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Reny, Renibe malalanay : Ny Andrambavy RAZAFINIAINA Eltine dia niamboho ny zoma 27 jolay 2012, teo amin'ny faha 85 taonany. Hoy, Ny zanany : RAHETILAHY Mamy Solo sy Fredine RAMELINA RAVALOHERY sy Arline RAKOTONDRAMAVO Etienne sy Jocelyne RASOAZANAMAVO Jeanine RANDRIANATOANDRO Joseph sy Janie Ny zafiny : Naina sy Zoly, Feno sy Elia, Josoa, Henintsoa, Rado sy Zo, Fanja, Sitraka, Noé, Mialy, Mihary, Iaritra, (...)
  • RAZAKABOAY Colombe Angeline

    vendredi 13 juillet 2012 |  2308 visites
    Miarahaba antsika amin'ny Anaran'ny Tompo. Sitrak'Andriamanitra ny niantsoany ny havana malalantsika, RAZAKABOAY Colombe Angeline izay mpianakavin'ny finoana sy mpandray ny fanasan'ny Tompo teto amintsika Tafo STRASBOURG. Ny Fanompoam-pivavahana fanaovam-beloma azy dia atao amin'ny Zoma 13 jolay amin'ny 9 ora maraina, eto am-piangonantsika, Chapelle des Diaconesses, 6 Rue St Elisabeth, 67000 STRASBOURG. Mirary fampiononana hoan'ny fianakaviana ary misaotra mialoha antsika rehetra izay (...)
  • RAKOTOVOAHANGY Andriamihaja Fanomezana

    lundi 9 juillet 2012 |  1642 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin'ny maty, no ampandrenesanay, fa ny Havana malalanay : RAKOTOVOAHANGY Andriamihaja Fanomezana (dit Zama FANO) dia nodimandry ny Alakamisy 05 jolay 2012 rehefa nivahiny 61 taona teto an-tany. hoy, Ny vadiny : Rasoarinivo Denise Ny zanany : Maître Nancy ANDRIAMIHAJA ANDRIAMIHAJA Tiana Rivellino sy Lalandy ANDRIAMIHAJA M. Michaël sy Dr Edmandine Ny zafiny : Stephan Jonatha Giani Alla Ny Fianakaviany : Ao Manakamabahiny (...)
  • Rajerison Sylvia Eléonore

    vendredi 6 juillet 2012 |  2742 visites
    Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAJERISON Sylvia Eléonore Teraka RAMANGALAHY Mpanao gazety tao amin'ny L'EXPRESS de Madagascar sy MIDI Madagasikara Dia nodimandry ny Zoma 22 Jiona 2012 tany Osny (Frantsa), rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAJERISON Jean Clément (Kelly) Ny zanany : Carole sy Florent Butty Anne Sylvie sy Stefan STEFANOV Cédric Andrisata Ny zafikeliny : Stéphane Andy Butty Eva Elisoa (...)
  • RAMELISON Francine Olga

    vendredi 15 juin 2012 |  2834 visites
    « Iaveh no fahazavako amam-pamonjena ahy, ka iza no hatahorako ? Iaveh no mandan'ny aiko, ka zovy no hangovitako ? » (Salamo : 27) Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny Reny, hava-malalanay : RAMELISON Francine Olga Vady navelan'Itompokolahy RAMAHOLIMIHASO Andrianampy dia nodimandry ny Alarobia 13 Jona 2012 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Fredy sy Hanta RAJAONERA sy ny zanaka aman-jafiny Nivo RANDRIAMANANTENA RAMAHOLIMIHASO sy ny zanany Noro RAJOELISOA (...)
  • RAKOTOMANANA Tsilavina Muriel

    mercredi 30 mai 2012 |  1608 visites
    “Iaveh no mpiandry ahy, tsy hanan-java-maha-ory aho” (Salamo XXIII, and 2) Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTOMANANA Tsilavina Muriel dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alahady 27 may 2012 teo rehefa nivahiny 21 taona teto an-tany. Hoy, Ny Ray aman-dreniny : RAKOTOMANANA Germain Edouard RAZANAMAROSOA Vonilalao Ny iray tampo aminy : RAKOTOMANANA Andriantoavina Prisca RAKOTOMANANA Ndranto Dual (...)
  • ANDRIANANTOANDRO Berthe

    vendredi 11 mai 2012 |  2285 visites
    Noho ny fitiavany lehibe dia nampodian’Andriamanitra ao amin’ny Fiadanany ny Malalanay : ANDRIANANTOANDRO Berthe (teraka RABEKOTO) LOHOLONA (vady navelan’Itompokolahy ANDRIANANTOANDRO Désiré) ny Alatsinainy 07 May 2012. Hoy, Ny zanany : RABEHANTA Jeannot sy Sylvia ANDRIANANTOANDRO Miary-Soa RAKOTONAIVO Ghislaine Hantanirina RAKOTONAIVO Verolala Annick Ny zafiny : RASOARAHONA Hoby sy Karine Fanjanirina ANDRIANANTOANDRO Christian Gérard RANDRIANARIVELO Thibaut sy Quentin Ny zafiafiny : (...)
  • RAKOTONIRINA Jean Clément Frédéric

    mercredi 29 février 2012 |  2048 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny hitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay : RAKOTONIRINA Jean Clément Frédéric Diakona Docteur Chirurgien Dentiste Ex-Président UOSSM IPP Rotary Club Anosy Dia niamboha ny Alatsinainy 27 Febroary 2012, tao amin’ny faha-58 taonany. Hoy : Ny vadiny: RAKOTONIRINA RAJAONARIVELO Harilanto Ny zanany : -*RAKOTONIRINA Meja Andriarindra RAKOTONIRINA Njiva Andrianjo Ny reniny: -* RAOBIALISOA Berthine Ny iray tampo aminy : RAKOTONIRINA (...)
  • RATSIMANDISA MAX EMMANUEL CELESTIN

    samedi 25 février 2012 |  1862 visites
    Amin’ alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay, namana mpanao gazety, RATSIMANDISA MAX EMMANUEL CELESTIN Dia nodimandry ny Zoma faha 24 febroary 2012. Ny razana dia eny amin’ny tranom-pianakaviana eny Ambatoroka Appart-hôtel Radama House (Tranovola). Ny fandaharam-potoana dia ho lazaina amin'ny manaraka ihany. Misaotra Tompoko
  • RADAODY RAKOTONDRAVAO Laurent

    jeudi 29 décembre 2011 |  3155 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay : RADAODY RAKOTONDRAVAO Laurent Ancien Ambassadeur de Madagascar Auprès des organismes des Nations Unies à Genève, Auprès de la République d’Italie et du Saint Siège, Auprès de la République Algérienne. Dia nodimandry ny Zoma 23 Desambra 2011 rehefa nivahiny 69 taona teto an-tany. Hoy : Ny zanany : RADAODY RAKOTONDRAVAO Lila Clotilde RADAODY RAKOTONDRAVAO Beby Domohina Ny renin-janany : GUIS France Ny zafikeliny : BAZIN RAKOTONDRAVAO Simon (...)
  • RATOVOHERINJANAHARY Mamy

    mardi 8 novembre 2011 |  1087 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny Mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny alahady 06 novambra 2011 ny mpiara-miasa aminy: Andriamatoa RATOVOHERINJANAHARY Mamy
  • Ny Andriambavy RAZAFIMAHALEO - DOMENICHINI Jacqueline

    samedi 20 août 2011 |  3616 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fisanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : Ny Andriambavy Jacqueline RAZAFIMAHALEO - DOMENICHINI (épouse Domenichini RAMIARAMANANA) Paul Harris Fellow Rotary International dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Talata 16 Aogositra 2011 rehefa nahazo ny sakramenta fanomen'ny Eglizy ny zanany. Hoy, Ny vadiny : Michel D. RAMIARAMANANA Ny rafozany : Jean Pierre DOMENICHINI Ny iray tampo aminy : Terak'Itpkv Gisèle (...)
  • RAZANAJAONA Marie-Ernestine

    samedi 6 août 2011 |  1700 visites
    « Fa izaho dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy; Ianao Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, Mba hilaza ny asanao rehetra aho ». (Salamo 73:28) Isaoranay lehibe Andriamanitra Fitiavana, nampindrana anay nandritry ny 88 taona ny malalanay, RAZANAJAONA Marie-Ernestine (Vady navelan’Itpklahy RATOVOARISON Prosper) - Sage-femme d'Etat retraitée - Ancienne Monitrice à l'Ecole de Sages femmes de Befelatànana - Chevalier de lOrdre National Malagasy izay nodimandry tao amin'ny Centre (...)

0 | 20 | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | ... | 280

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS