Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 14 juin 2025
Antananarivo | 23h50
 

Filazana manjo

RAZAFIMANJATO Jean Josoa

jeudi 20 juin 2024 |  639 visites 

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any Aminy :

RAZAFIMANJATO Jean Josoa

(Katekista)
Chevalier de l’Ordre National

tamin’ny Alatsinainy 17 Jona 2024 rehefa nivahiny 86 taona teto an-tany.

Hoy,
Ny vadiny :
- RAZAFIMANJATO Bebe Malala
Ny zanany :
- RAZAFIMANJATO Aina Malalanirina
- RAZAFIMANJATO Rija Lalanirina
Ny iray tampo aminy :
- Terak’Itpkl RAZAFIMANJATO David sy ny zanaka aman-jafiny
- Terak’ Itpkl RAZAFIMANJATO Basile sy ny zanaka aman-jafiny
- RANDRIA Henry sy Lucie ary ny zanaka aman-jafiny
- RANAIVO Jeanine Huguette sy ny zanaka aman-jafiny
- RAKOTOMIHAMINA Voahanginirina Liliane sy ny zanaka aman-jafiny
- RAZAFIMANJATO Blandin sy Marie Claire ary ny zanaka aman-jafiny
- Terak’Itpkl RAHARINESY Auguste
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
- Vady navelan’ Itpkl RASOLOARISOLOFO Armand sy ny zanaka aman-jafiny
- Vady navelan’ Itpkl RANAIVOLALASOA Dieudonné sy ny zanaka aman-jafiny
- RASOLOFONIARIVO Ezra Dieudonné mivady sy ny zanaka aman-jafiny
- Vady navelan’ Itpkl RASOLOFOZANDRINY Hubert Dieudonné sy ny zanaka aman-jafiny
- Vady navelan’ Itpkl RAKOTOMALALA Dieudonné sy ny zanaka aman-jafiny
- Zanaka navelan’Itpkl RAZAFINIARIVO Hery Dieudonné
RAKOTOARIMALALA Albert Dieudonné mivady sy ny zanany
- Vady navelan’ Itpkl RAKOTOMALALA Henri Edouard Dieudonné sy ny zanaka aman-jafiny
Ny havany :
- Terak’Itpkl RAPARIVO Gaston
- Terak’Itpkl RAZAFITRIMO Eugène
- Terak’Itpkl RADAODY
- Terak’Itpkl RAMANANDRAISOA
- Terak’i RAMAINANDRO

- Ny havany avy amin’ny vadiny
- Ny fianakaviana manontolo
- Ny fokontany Alakamisy Ambohimanga Rova
- Ny fiangonana EEM Antandrokomby
- Ny sekoly Santa Laurent Ambohimanoro
- Ny Eveka, ny Doyen, ny Presbitera ary ny fiangonana Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro

Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Alakamisy Ambohimanga Rova, Lot 1AE ny Alakamisy 20 Jona 2024 amin’ny 11 ora atoandro ary ho entina ao amin’ny Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro mialohan’ny ametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Alakamisy Ambohimanga Rova.

«  Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fiahazakazahana aho ; nitahiry ny finoana aho.  » (II Timoty 4 : 7)
Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}