Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 20h26
 

Filazana manjo

RAMAROSAONA Zaïveline

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty dia mampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay :

RAMAROSAONA Zaïveline teraka RAZAFINDRAKOTOHASINA Razanakiniarivololona
Vady navelan’Itompokolahy RAMAROSAONA Emile

Dia nantsoin’ny Ray hiala sasatra any Aminy ny Zoma 1 Jolay 2016 rehefa nivahiny 90 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny zanany  :
RAKOTOMALALA Ginette, Vady navelan’ Itompokolahy RAMAROSAONA Laurent
RAMAROSAONA Soanoro Razanadravao Maria
RAMAROSAONA Andrianaina Michael Nils sy Fabienne
RAMAROSAONA Andrianirina Franck
RAMAROSAONA Faraniaina Emilia Razaivelo sy PIERRE BERNARD Alain
RAMAROSAONA Andriamahery Solofo sy Isabelle
RAMAROSAONA Andrianjafinirina Lala Emile

Ny zafikeliny :
Fabrice sy Mirana, Frédéric sy Amélie, Loïc sy Karine, Alexandre sy Nathalie, Tsiresy, Coryse, Jeremy, Jonas, Samuel, David, Thomas, Miangaly, Antoine, Ludivine

Ny zafiafiny :
Sanya, Iona, Lucien, Raphaël, Seth Malahy

Ny iray tampo aminy :
Andriamatoa RAZAFINDRAKOTOHASINA Andrianjakavololona Christian sy Maud ary ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’ Itompokovavy RAZAFINDRAKOTOHASINA Rasoarindranonirina Rahantamalala Vénérée
Ny terak’Itompokolahy RAKOTO Jean Willy sy Itompokovavy RAZAFINDRAKOTOHASINA Razaivelomalala Rabakonirina
Ny terak’Itompokolahy ANDRIAMANJATO Richard Mahitsison sy Itompokovavy RAZAFINDRAKOTOHASINA Rahantavololona Razanamahandry Alphonsine Bao
Profesora RAZAFINDRAKOTOHASINA Ravaoarivelo Voahangy, vady navelan’Itompokolahy RAKOTONDRAINIBE Daniel sy ny zanaka aman-jafiny
Ramatoa RAZAFINDRAKOTOHASINA Bakovelo sy ny zanaka aman-jafiny
Dokotera RAZAFINDRAKOTOHASINA Bakoly Vololona sy ny zanaka aman-jafiny
Andriamatoa RAKOTONIAINA Roger sy ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’ITompokolahy RAZAFINDRAKOTOHASINA Andrianjakamidona Mahandrison sy Itompokovavy SOLOFOARIVELO Sahondra ary ny zanaka aman-jafiny
Andriamatoa ANDRIAMIRADO Victor sy RAZAFINDRAKOTOHASINA Christiane Faratantely ary ny zanaka aman-jafiny
Dokotera RAZAFINDRAKOTOHASINA Harrys Norovololona

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Andriamatoa RANDRIAMAMPIANINA Roger mivady sy ny zanaka amanjafiny
Terak’Itompokolahy RASOLO François
Terak’Itompokolahy RANOHATRA Télésphore sy Itompokovavy RASOANIRINA Berthe
Ramatoa Martine SIMULIN, vady navelan’Itompokolahy RAMAROSAONA Paul sy ny zanaka aman-jafiny

Ny havany :
Ny Terak’Andrianilana
Ny Terak’Itompokolahy RAZAFIMANDIMBY sy Itompokovavy RAMASITERA
Ny Terak’Itompokovavy RASOAMBOLAMANANA Elise
Ny Terak’Itompokovavy RANOROVELO Christine

Ny fianakaviana manontolo

Ny Fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga, FJKM Amparibe Famonjena, FJKM Andranovelona Fihavanana, FJKM Ankadinandriana Fehizoro, FJKM Ambohitsiroa Fitiavana, FJKM Manandriana Lovasoa

Ny Fokontany Andranovelona, Ny Fokontany Ankadinandriana, Ny Fokontany Manandriana

Ny nofony dia hiala ao Andranovelona Ilafy ny Alatsinainy 4 Jolay 2016 amin’ny 12 ora sy sasany tolakandro, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra farany ao amin’ny Ny Fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny 2 ora tolakandro alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andranovelona Ilafy ihany.

« Misaora an’i Jehovah ry fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany masina.
Misaora an’i Jehovah ry fanahiko, ary aza misy adinoinao ny fitahiany rehetra »

(Salamo 103 : 1-2)

« Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany »
(Jakoba 4:17)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS