Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 21h18
 

Filazana manjo

RAMANANDRAIBE Lucile Rasoamanalina

mercredi 20 juin 2018 |  1204 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay, no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAMANANDRAIBE Lucile Rasoamanalina

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alatsinainy 18 Jona 2018 teo amin’ny faha 81 taonany.

Hoy :

 Ny zanany :
Hanta sy Fredy RAJAONERA ANDRIAMBELO
Nivo RAMAHOLIMIHASO RANDRIAMANANTENA
Noro RAJOELISOA

 Ny zafikeliny :
Aina sy Yann LE BRAS
Lova sy Andrianina RAJAONERA ANDRIAMBELO
Tantely sy Ando RABEFANIRAKA
Ando RAJAONERA ANDRIAMBELO
Tiavina RANDRIAMANANTENA
Anjaraniaina RASOLONIRINA

 Ny zafiafiny :
Ornella, Alissiane, Timothé, Mahery, Hary, Tony, Tahiry

 Ny iray tampo aminy :
Madeleine RAMAHOLIMIHASO sy ny zanaka aman-jafiny
Irène RAMANANDRAIBE sy ny zanaka aman-jafiny
Marcel RAMANANDRAIBE sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkl Jean RAMANANDRAIBE
Terak’Itpkl Daniel RAMANANDRAIBE

 Ny havany :
Fianakaviana RAMAHOLIMIHASO
Taranak’i Dokotera François- Xavier RAMPARISON

Ny fianakaviana rehetra ao Manohisoa Anjeva
Ny fianakaviana rehetra ao Ambohitrandriana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Manohisoa Fitiavana

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Katedraly Analakely
Ny Mpitandrina sy ny Paroisse Internationale Andohalo

Ny Fokontany Tsaralalàna,
Ny Fokontany Manohisoa, Anjeva gara

Ny razana dia ho entina miala ao Tsaralalàna, 11 lalana Indira Gandhi, ny Alarobia 20 Jona amin’ny 1 ora.
Ny fanomezan-boninahitra an’Andriamanitra sy ny fampaherezana ny fianakaviana dia hatao ao amin’ny Fiangonana FJKM Manohisoa Fitiavana, Manohisoa (Anjeva Gara) mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Manohisoa, Anjeva Gara.

« Fa ao amin’i Kristy Jesoa ny lalàn’ny Fanahin’aina no nahafaka ahy tamin’ny lalàn’ny fahotana sy ny fahafatesana. » (Romana 8 : 2)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}