Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 15 juin 2025
Antananarivo | 19h10
 

Filazana manjo

RAKOTONDRASANJY Vololoniaina Holy

mercredi 9 février 2022 |  622 visites 

Jeremia 29:11 « Fa izaho dia mahalala ny hevitro ny aminareo, teny marin’ny Tompo, dia hevitra hampiadanana fa tsy hampahoriana, mba hanome anareo andro any ho any sy fanantenana. »

Amin’ny finoana ny fitsanganana amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAKOTONDRASANJY Vololoniaina Holy
(teraka RATSIMBAZAFY)

Directeur Commercial, DHL Global Forwarding

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny alahady 06 febroary 2022 rehefa nivahiny 48 taona teto an-tany.

Hoy,
  Ny vadiny  :
Rakotondrasanjy Naina

  Ny zanany  :
Holiarisanjy Arianta
Holiarisanjy Kaliana
Rakotondrasanjy Elie Hasinandrianina

  Ny Reniny  :
Ravololondriaka Josiane, vady navelan’Itpkl Ratsimbazafy Jean Bruno

  Ny Rafozany  :
Raharisoa Félicie, vady navelan’Itpkl Rakotondrasanjy Jacques Roland

  Ny iray tampo aminy  :
Ratsimbazafy Fanja sy Rahaniraka Haingotiana ary ny zanany
Ratsimbazafy Harentsoa, vady navelan’Itpkl Andrianaivoravelona Manda sy ny zanany
Ratsimbazafy Mahefa sy Nantenaina Laeticia Heidi ary ny zanany

  Ny iray tampo amin’ny vadiny  :
Rakotondrasanjy Rivo sy Razafindrakotohasina Ann ary ny zanany
Khun Ly sy Raharisoarisanjy Vero ary ny zanany

  Ny Havany  :
Terak’Itpkl Ratsimbazafy Maiprimo sy Itpkv Razoelinoro Elisabeth
Terak’Itpkl Rahaririaka Emmanuel sy Itpkv Raharivololona Joséphine
Terak’Itpkl Rakotondrasanjy Casimir sy Itpkv Ramananivosoa Helène
Terak’Itpkl Raharison Jean Baptiste sy Itpkv Rasoanindriana Marie

Ireo mpiara-miasa ao amin’ny DHL
Ireo mpiara-miasa ao amin’ny SMOI Crew & Technical
Ny fikambanana Ladies Circles Madagascar N°6

Ny Fianakaviana manontolo
Ny EKAR Masindahy Laurent Alasora
Ny FJKM Fiorenana Ambohimandroso
Ny Fokontany Miadana Alasora
Ny fokontany Ambohimandroso

Ny nofony dia hiala ao amin’ny fonenany Miadana Alasora lot H73 TER-A ny alarobia 09 febroary 2022 amin’ny 11 ora sy sasany, ary atao veloma farany ao amin’ny fiangonana EKAR Masindahy Laurent Alasora. Avy eo dia entina hafenina ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimandroso Itaosy.

Tsy misy fiareta-tory

Portfolio

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}