« Fa ny fahasoavan’Andriamaintra no nahatoy izao ahy » (I kor. 15:30)
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
Ny Andriana RAMBOATIANA ANDRIANARINOHATRA William
Dia niamboho ny Talata 20 febroary 2024 teo amin’ny faha 72 taonany.
hoy,
Ny vadiny :
RAMBOATIANA RAZAFIMAHALEO Constance
Ny zanany :
RAJOBSON Sandratana sy Tina
ANDRETSEHENO Serge sy Fanja
Ny zafikeliny :
Nathan, Ethan, Steven, Grace, Mathéis
Ny zanany amin’ny Batisa :
RAMBOATIANA Karl David
Ny iray tampo aminy :
Vady navelan’Itpkl RAMBOATIANA Jean Claude sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itpkl RAMBOATIANA Rolland sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itpkl RAMBOATIANA Maurice sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itpkl RAMBOATIANA Emile sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itpkl RABESON Georges sy Itpkv RAZAFIMAHALEO Gisèle sy ny vady aman-janany
GERARD Michel sy Zoé sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFIMAHALEO Pierrot sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFIMAHALEO Mariane sy ny zanany
RAZAFIMAHALEO Clémence sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFIMAHALEO Thierry
Ny havany :
Terak’Itpkl ANDRIATAVY
Terak’Itpkl RATSIMANOHATRA
Terak’Itpkl ANDRIANASOLO Jean Baptiste sy Itpkv Anne Fine
Terak’Itpkv RASOELINORO Madeleine
Terak’Itpkl RAZAFIMAHALEO François
Terak’Itpkl RAKOTONIRINA Romain sy Itpkv RAZANABELONORO Gisèle
Terak’i ANDRIAMIANJA sy RAZANABELO
Ny fianakaviana manontolo
Ny Fiangonana EKAR Masina Maria Mpanjakan’Iarivo Ankadivato
Lions Club VOHITSARA
MARIAZY MIRINDRA
CARITAS MMMIA
Ny Fokontany Ampasanimalo
Ny Fokontany Isoraka
Ny Fokontany Ambohibemanjaka Andramasina
Ny nofony dia hiala ao an-tranony Villa Victoria Lot IBG 23 Isoraka ny Asabotsy faha-24 Febroary 2024 amin’ny 12 ora sy sasany atoandro ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Masina Maria Mpanjakan’Iarivo Ankadivato. Ny famadihana azy ho lavenona dia hatrehan’ny Fianakaviana akaiky irery ihany.
Tsy misy lamba - Tsy misy voninkazo - Tsy misy fiaretan-tory