Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 17 septembre 2021
Antananarivo | 22h52
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RAMBOLAMANANA Haja Elysée

    mardi 6 mai 2008 |  2946 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny malalanay rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany RAMBOLAMANANA Haja Elysée Teo amin’ny faha-24 taonany ny Alahady 4 may 2008 Hoy : Ny ray aman-dreniny : Dr RAMBOLAMANANA Edmond Elie sy Naly Ny Iray tampo aminy : RAMBOLAMANANA Nalisoa Nathalie sy ALAIN FRANK namany Ny Renibeny : RAZAFINDRATOMPO Elisabeth Ny namany : RAVELOARISON Vololomboahangy Jacky Stella Ny Iray tampo amin’ny rainy : RAKOTONIRINA JEAN mivady sy ny zanaka (...)
  • RAZANADRAKETAKA Myriane

    samedi 3 mai 2008 |  2646 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny namoizana ny reny malalanay : RAZANADRAKETAKA Myriane (Vady navelan’ Itompokolahy RAHARISON René) ny Zoma 02 Mey 2008 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany Hoy : Ny zanany : • RAJOELIARIVONY Andriamaherisoa Jean Robert sy Lilie Fleur sy ny zanaka aman-jafiny • RAZANABOLOLONA Voahangy Hari-lala • RANAIVOSON Andriantsalama Hari-Mamy sy Eugénie sy ny zanany • RAHARISON Tiana sy Nivohanta Felana sy ny (...)
  • RATIARISON Charles Hardel

    samedi 19 avril 2008 |  5345 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RATIARISON CharIes Hardel Administrateur civil en Chef de Classe exceptionnelle dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 15 Aprily 2008 teo amin’ny faha 75 taonany. Hoy Ny vadiny : RATIARISON Théodora, teraka RATEFIARISON Ny zanany : RATIARISON Christian sy Miara RATIARISON Eric RATIARISON Hervé sy Harilandy RATIARISON Didier sy Nirina RATIARISON Roland sy Henintsoa Pasteur RAOBINARISON (...)
  • ANDRIANASOLO Herisoa Clément

    samedi 19 avril 2008 |  2728 visites
    « Misaora an’i Jehovah ny fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina ». (Sal 103 : 1) Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : Ny Andriana ANDRIANASOLO Herisoa Clément Talen’ny COLLEGE PRIVE HARISOA Dia niamboho ny Alarobia 16 Aprily 2008 Hoy Ny vadiny : RASOAVOLOLONA Charline Ny zanany : ANDRIANASOLO Volana Miarisoa ANDRIANASOLO Masoandro Heritsilavo Ny Aina ANDRIANASOLO Kintana Heritiana Ny Aina Ny (...)
  • RATIARISON Charles Hardel

    vendredi 18 avril 2008 |  2438 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RATIARISON CharIes Hardel Administrateur civil en Chef de Classe exceptionnelle dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 15 Aprily 2008 teo amin’ny faha 75 taonany. Hoy Ny vadiny : RATIARISON Théodora, teraka RATEFIARISON Ny zanany : RATIARISON Christian sy Miara RATIARISON Eric RATIARISON Hervé sy Harilandy RATIARISON Didier sy Nirina RATIARISON Roland sy Henintsoa Pasteur RAOBINARISON (...)
  • Aurélien LAVIELLE

    samedi 5 avril 2008 |  2519 visites
    Amin‘alahelo lehibe no hampandrenesan’ny fianakaviana fa nandao antsika tampoka tamin’ny 23 marsa 2008 i Aurélien LAVIELLE Nipetraka herinandro maromaro tao Farafangana izy tamin’ny taona 2006 ary ny fikambanana Mamabé no niarahany niasa tamin’izany. Nanan-danja lehibe taminy ny asa natombony niaraka tamin’ny mponina tao ka mbola maro ny fikasàna sy volavolan’asa natsangany ho fanohizana izany. Ny fandevenana dia natao tao Parisy ny alatsinainy 31 marsa. Ny Malagasy naman’i Aurélien dia maneho (...)
  • RATOVOARISON Prosper

    samedi 5 avril 2008 |  2553 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RATOVOARISON Prosper Chevalier de l’Ordre National Mpiasa tao amin’ny Météorologie Nationale sy ASECNA dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny alatsinainy 31 Martsa 2008 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : RAZANAJAONA Marie-Ernestine Ny zanany : RAZAFINJATOVO Roland sy Monique (Paris) MABILLE Alain sy Sahondra (Bordeaux) Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Alice (...)
  • RATOVOARISON Prosper

    vendredi 4 avril 2008 |  2787 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RATOVOARISON Prosper Chevalier de l’Ordre National Mpiasa tao amin’ny Météorologie Nationale sy ASECNA dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny alatsinainy 31 Martsa 2008 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : RAZANAJAONA Marie-Ernestine Ny zanany : RAZAFINJATOVO Roland sy Monique (Paris) MABILLE Alain sy Sahondra (Bordeaux) Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Alice (...)
  • RABENANDRASANA Euphraime

    samedi 22 mars 2008 |  2746 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana amin' ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RABENANDRASANA Euphraime (Dadahova) Dia nantsoin'ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 20 Mars 2008, rehefa nivahiny 67 taona teto an-tany Hoy Ny Vadiny : RAZANABOLOLONA Bakolinirina Ny Zanany : RANDRIANANDRASANA Manase sy Hary RANDRIANANDRASANA Euphraime RAMAHANDRY Yves sy Vololonirina Nambinintsoa Fanantenana RANDRIANANDRASANA Valery RANDRIANANDRASANA Tiana (...)
  • RASOAMANANA Perle

    lundi 10 mars 2008 |  4301 visites
    Amin’ny Finoana sy ny Fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : Rtoa RASOAMANANA Perle Teraka RATSIMINDRANA Razafindrambah Dia nantsoin’i Ray hody any aminy, ny Alahady faha-09 Martsa 2008 teo amin’ny faha 72 taonany. Hoy Ny vadiny : RASOAMANANA Martin Ny zanany : Martine sy Hery RASOAMANANA (Belgique) Didie sy Zaka RASOAMANANA Tahiana sy Tsiry RASOAMANANA Ndimby RASOAMANANA Solofo RASOAMANANA Lalaina sy Naina RASOAMANANA Noro sy Lala (...)
  • RAHELIMIHASO

    lundi 10 mars 2008 |  2225 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny Reny Malalanay : RAHELIMIHASO Vady navelan’Itompokolahy Rabetsimialona René dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 07 Martsa 2008 teo. Ny razana dia hiala eny amin’ny tranony Cité Ambohipo logt. 38 ny Alatsinainy 10 Martsa 2008 amin’ny 01 ora, hatao veloma farany ao amin’ny Katedraly Analakely ary hapetraka eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohijatovo Ambodivoanjo - Antananarivo. Hoy ny zanany aman-jafiny sy ny fianakaviana (...)
  • RAVONISON Alfred

    samedi 8 mars 2008 |  2916 visites
    Amin’ny Finoana sy ny Fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAVONISON Alfred (Directeur Entreprise RAVONISON) Diakona dia nantsoin’i Ray hody any aminy ny Alakamisy 06 Marsa 2008 rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : RAVONISON Brigitte (Teraka RAMAROSON) Ny zanany : RAMAHATSANGIARISOA Heritiana sy RAVONISON Verohanitra RAVONISON Hantanirina sy ANDRIATSIMIJAY Fabien RAVONISON Rivo Mbolatiana Ny zafikeliny : (...)
  • RAHELIMIHASO

    samedi 8 mars 2008 |  1707 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny Reny Malalanay : RAHELIMIHASO Vady navelan’Itompokolahy Rabetsimialona René dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 07 Martsa 2008 teo. Ny razana dia hiala eny amin’ny tranony Cité Ambohipo logt. 38 ny Alatsinainy 10 Martsa 2008 amin’ny 01 ora, hatao veloma farany ao amin’ny Katedraly Analakely ary hapetraka eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohijatovo Ambodivoanjo - Antananarivo. Hoy ny zanany aman-jafiny sy ny fianakaviana (...)
  • RAKOTOMALALA Dieu Donné Philippe

    vendredi 7 mars 2008 |  2409 visites
    Ny Filohan’ny Filan-kevim-pitantanana sy ny Mpikambana ao aminy, Ny Tale Jeneraly ary ny Mpiara-miasa rehetra, eto amin’ny Laboratoire National des Travaux Publics et du Bâtiment (L.N.T.P.B) dia mampandre amin’alahelo lehibe ny namoizany ny mpiara-miasa aminy : RAKOTOMALALA Dieu Donné Philippe Chef de Laboratoire de Chantier Chevalier de l’Ordre National Officier de l’Ordre du Mérite Ny alakamisy 06 mars (...)
  • DJAOTOLY Jean Jacques

    jeudi 6 mars 2008 |  2059 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Alatsinainy 3 martsa 2008 Ny mpiara-miasa aminy : Andriamatoa DJAOTOLY Jean Jacques
  • RASOAMANANA SAMlHARINORO

    mercredi 5 mars 2008 |  2380 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenanana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay malalanay RASOAMANANA SAMlHARINORO Proviseur Adjoint du Lycée J.J. Rabearivelo Chevalier de l’Ordre National dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, ny Talata 04 Mars 2008, rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany. Hoy : Ny vadiny, ny zanany, ny zafikeliny, ny Rainy, ny Rafozany ny iraitampo aminy, ny iraitampo amin’ny vadiny, ny fianakaviana manontolo. Ny mpiara-miasa sy ny mpianatra (...)
  • RAMIARANDRAISOA Berthe

    samedi 1er mars 2008 |  3402 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : RAMIARANDRAISOA Berthe (Chevalier de l’Ordre National) dia nantsoin’ny Ray nody any Aminy ny Zoma 29 Febroary 2008 teo amin’ny faha-66 taonany. Hoy : Ny vadiny : RAKOTOVELO Armand Ny zanany : Pasteur RAKOTONIRINASOA Hubert sy Tiana RAKOTOZANANY Heriniaina Robert sy Landy RAHAMALITSIROFO Haja sy Mino RAKOTOVELO Solofolala Berthin Ny zafiny : Tojo, Lafatra, Tsiresy, Dina Ny mpiray tampo aminy : (...)
  • RASOLONJATOVO Lanto

    samedi 23 février 2008 |  3320 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Alakamisy 22 Febroary 2008 Ny mpiara miasa aminy : Ramatoa RASOLONJATOVO LANTO
  • RANDRIAMAMPIANINA Martin

    samedi 23 février 2008 |  3132 visites
    Amin’alahelo lehibe no ilazanay anareo fa ny havamalalanay : RANDRIAMAMPIANINA Martin (Mpiasan’ny SOLIMA misotro ronono) dia nodimandry ny zoma faha-22 febroary 2008 teo amin’ny faha–75 taonany. Hoy Ny Vadiny : RASOAZANANY Esther Ny Rafozam-baviny : RAZANADRANJA Ny Zanany : RAMANITRARIVO Tsilavo sy Voahangy RAKOTOSOA Cyrille sy Rondro ANDRIAMAMPIANINA Fanja sy Lydia ANDRIAMAMPIANINA Haja ny Toky sy Ando Ny Zafiny : Rivo sy Hoby, Toky, Nantenaina, Andrianina, Domoina, Mampianina, (...)
  • RAOELINA Paul

    samedi 23 février 2008 |  2576 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony : RAOELINA Paul (Dadatoa Paul) Loholona Mpivarotra rehefa nivahiy 80 taona teto an-tany. Hoy Ny Iray tampo aminy : Rtoa RAHELISOA Helène (Vady navelan’Itkplahy RANDRIAMITANDRINA) sy ny zanaka aman-jafiny Terak’Itkpvavy RAHELIMANANA Lucie Rtoa RAHELIARISOA Jeannette (Vady navelan’ Itpklahy RAKOTONDRATSIMBA Norbert) sy ny zanaka aman-jafiny RAMATOA RAHELIARIMANANA Elisabeth Atoa RAOELINA Jean mivady sy ny zanaka aman-jafiny Docteur (...)

0 | ... | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | 180 | 200 | ... | 280

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS