Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 28 avril 2024
Antananarivo | 05h54
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RAJAONAH Arlette

    mardi 20 mai 2008 |  1933 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesako ny namoizana ny vady malalako : RAJAONAH Arlette (teraka RASOLOFOMASOANDRO) Hoy : RAJAONAH Gilbert vadiny Ny Reniny : RASOLOFOMASOANDRO Margueritte Ny Zanany : RAJAONAH Solofo sy Clodie RAJAONARY Mbolatiana Hugo sy Monique RAJAONAH Biquet Gaetan sy Lova Ny Zafiny : Emmanuelle, Mathieu, Yann ary Salomé Ny Iray tampo aminy : Rasolofomasoandro Henri sy Gun ary ny zanaka aman-jafiny (...)
  • KALOVAIAVY

    mardi 20 mai 2008 |  1740 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny hava-malalanay : KALOVAIAVY Chef de Bureau du Service Financier retraité Commandeur de l’Ordre National Malagasy Membre titulaire de l’Académie Malagasy Tamin’ny Alahady 18 mey 2008 rehefa nivahiny 77 taona teto an-tany Hoy Ny zanany : VERONIAINA Irma sy RANDRIATSIZAFY Samuel KALOVAIAVY RANORO Harilandy KALOVAIAVY Razafindraketaka Miray KALOVAIAVY Razanamandimby Elga Suzy ZOVASOA Rahima Alice TSARAHASINA Alain ZAMIRA Roland Ny iray tampo aminy : (...)
  • RABARY Hermann Brice

    jeudi 8 mai 2008 |  3459 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RABARY Hermann Brice dia nodimandry ny Talata 06 May 2008 teo amin’ny faha-51 taonany. Hoy, Ny vadiny : RAZAFINDRAKOTO Vololonihanitra Ny zanany : RABARY Stephane sy Bodo RABARINIRINA Hery Andry sy Lalaina RABARINIRINA Herivola sy Anja RABARINIRINA Fanomezantsoa Daniel ANDRIANIAINA Henika ANDRIANIAINA Neila ANDRIANIAINA Ziana RABARIVELO Herimanitra Mirah Ny zafiny : Tsilavina (...)
  • RAMANANDRAISOA Elise

    mercredi 7 mai 2008 |  3958 visites
    Amin’ny alahelo lehibe no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAMANANDRAISOA Elise (BEBELIZA) dia nodimandry androany Alatsinainy faha 05 Mey 2008 Hoy, Ny Zanany : RAMAROKOTO Andrianjafy sy Pauline (France) RAMPARANY Antoine sy Suzy Ny Zafikeliny : RAMAROKOTO Rija sy Mirana (France) RAMAROKOTO Fanjanirina (France) RAMAROKOTO Landy sy Anne Cécile (France) MARCHAND Alexis sy Harinivo (France) RAMPARANY Dimby Ny Zafiafiny : MARCHAND Rindra Ny Iray tampo aminy : Ny (...)
  • RAMBOLAMANANA Haja Elysée

    mardi 6 mai 2008 |  2959 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny malalanay rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany RAMBOLAMANANA Haja Elysée Teo amin’ny faha-24 taonany ny Alahady 4 may 2008 Hoy : Ny ray aman-dreniny : Dr RAMBOLAMANANA Edmond Elie sy Naly Ny Iray tampo aminy : RAMBOLAMANANA Nalisoa Nathalie sy ALAIN FRANK namany Ny Renibeny : RAZAFINDRATOMPO Elisabeth Ny namany : RAVELOARISON Vololomboahangy Jacky Stella Ny Iray tampo amin’ny rainy : RAKOTONIRINA JEAN mivady sy ny zanaka (...)
  • RAZANADRAKETAKA Myriane

    samedi 3 mai 2008 |  2659 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny namoizana ny reny malalanay : RAZANADRAKETAKA Myriane (Vady navelan’ Itompokolahy RAHARISON René) ny Zoma 02 Mey 2008 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany Hoy : Ny zanany : • RAJOELIARIVONY Andriamaherisoa Jean Robert sy Lilie Fleur sy ny zanaka aman-jafiny • RAZANABOLOLONA Voahangy Hari-lala • RANAIVOSON Andriantsalama Hari-Mamy sy Eugénie sy ny zanany • RAHARISON Tiana sy Nivohanta Felana sy ny (...)
  • RATIARISON Charles Hardel

    samedi 19 avril 2008 |  5719 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RATIARISON CharIes Hardel Administrateur civil en Chef de Classe exceptionnelle dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 15 Aprily 2008 teo amin’ny faha 75 taonany. Hoy Ny vadiny : RATIARISON Théodora, teraka RATEFIARISON Ny zanany : RATIARISON Christian sy Miara RATIARISON Eric RATIARISON Hervé sy Harilandy RATIARISON Didier sy Nirina RATIARISON Roland sy Henintsoa Pasteur RAOBINARISON (...)
  • ANDRIANASOLO Herisoa Clément

    samedi 19 avril 2008 |  2804 visites
    « Misaora an’i Jehovah ny fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina ». (Sal 103 : 1) Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : Ny Andriana ANDRIANASOLO Herisoa Clément Talen’ny COLLEGE PRIVE HARISOA Dia niamboho ny Alarobia 16 Aprily 2008 Hoy Ny vadiny : RASOAVOLOLONA Charline Ny zanany : ANDRIANASOLO Volana Miarisoa ANDRIANASOLO Masoandro Heritsilavo Ny Aina ANDRIANASOLO Kintana Heritiana Ny Aina Ny (...)
  • RATIARISON Charles Hardel

    vendredi 18 avril 2008 |  2507 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RATIARISON CharIes Hardel Administrateur civil en Chef de Classe exceptionnelle dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 15 Aprily 2008 teo amin’ny faha 75 taonany. Hoy Ny vadiny : RATIARISON Théodora, teraka RATEFIARISON Ny zanany : RATIARISON Christian sy Miara RATIARISON Eric RATIARISON Hervé sy Harilandy RATIARISON Didier sy Nirina RATIARISON Roland sy Henintsoa Pasteur RAOBINARISON (...)
  • Aurélien LAVIELLE

    samedi 5 avril 2008 |  2538 visites
    Amin‘alahelo lehibe no hampandrenesan’ny fianakaviana fa nandao antsika tampoka tamin’ny 23 marsa 2008 i Aurélien LAVIELLE Nipetraka herinandro maromaro tao Farafangana izy tamin’ny taona 2006 ary ny fikambanana Mamabé no niarahany niasa tamin’izany. Nanan-danja lehibe taminy ny asa natombony niaraka tamin’ny mponina tao ka mbola maro ny fikasàna sy volavolan’asa natsangany ho fanohizana izany. Ny fandevenana dia natao tao Parisy ny alatsinainy 31 marsa. Ny Malagasy naman’i Aurélien dia maneho (...)
  • RATOVOARISON Prosper

    samedi 5 avril 2008 |  2574 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RATOVOARISON Prosper Chevalier de l’Ordre National Mpiasa tao amin’ny Météorologie Nationale sy ASECNA dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny alatsinainy 31 Martsa 2008 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : RAZANAJAONA Marie-Ernestine Ny zanany : RAZAFINJATOVO Roland sy Monique (Paris) MABILLE Alain sy Sahondra (Bordeaux) Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Alice (...)
  • RATOVOARISON Prosper

    vendredi 4 avril 2008 |  2851 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RATOVOARISON Prosper Chevalier de l’Ordre National Mpiasa tao amin’ny Météorologie Nationale sy ASECNA dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny alatsinainy 31 Martsa 2008 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : RAZANAJAONA Marie-Ernestine Ny zanany : RAZAFINJATOVO Roland sy Monique (Paris) MABILLE Alain sy Sahondra (Bordeaux) Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Alice (...)
  • RABENANDRASANA Euphraime

    samedi 22 mars 2008 |  2802 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana amin' ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RABENANDRASANA Euphraime (Dadahova) Dia nantsoin'ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 20 Mars 2008, rehefa nivahiny 67 taona teto an-tany Hoy Ny Vadiny : RAZANABOLOLONA Bakolinirina Ny Zanany : RANDRIANANDRASANA Manase sy Hary RANDRIANANDRASANA Euphraime RAMAHANDRY Yves sy Vololonirina Nambinintsoa Fanantenana RANDRIANANDRASANA Valery RANDRIANANDRASANA Tiana (...)
  • RASOAMANANA Perle

    lundi 10 mars 2008 |  4349 visites
    Amin’ny Finoana sy ny Fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : Rtoa RASOAMANANA Perle Teraka RATSIMINDRANA Razafindrambah Dia nantsoin’i Ray hody any aminy, ny Alahady faha-09 Martsa 2008 teo amin’ny faha 72 taonany. Hoy Ny vadiny : RASOAMANANA Martin Ny zanany : Martine sy Hery RASOAMANANA (Belgique) Didie sy Zaka RASOAMANANA Tahiana sy Tsiry RASOAMANANA Ndimby RASOAMANANA Solofo RASOAMANANA Lalaina sy Naina RASOAMANANA Noro sy Lala (...)
  • RAHELIMIHASO

    lundi 10 mars 2008 |  2226 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny Reny Malalanay : RAHELIMIHASO Vady navelan’Itompokolahy Rabetsimialona René dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 07 Martsa 2008 teo. Ny razana dia hiala eny amin’ny tranony Cité Ambohipo logt. 38 ny Alatsinainy 10 Martsa 2008 amin’ny 01 ora, hatao veloma farany ao amin’ny Katedraly Analakely ary hapetraka eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohijatovo Ambodivoanjo - Antananarivo. Hoy ny zanany aman-jafiny sy ny fianakaviana (...)
  • RAVONISON Alfred

    samedi 8 mars 2008 |  2957 visites
    Amin’ny Finoana sy ny Fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAVONISON Alfred (Directeur Entreprise RAVONISON) Diakona dia nantsoin’i Ray hody any aminy ny Alakamisy 06 Marsa 2008 rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : RAVONISON Brigitte (Teraka RAMAROSON) Ny zanany : RAMAHATSANGIARISOA Heritiana sy RAVONISON Verohanitra RAVONISON Hantanirina sy ANDRIATSIMIJAY Fabien RAVONISON Rivo Mbolatiana Ny zafikeliny : (...)
  • RAHELIMIHASO

    samedi 8 mars 2008 |  1717 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny Reny Malalanay : RAHELIMIHASO Vady navelan’Itompokolahy Rabetsimialona René dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 07 Martsa 2008 teo. Ny razana dia hiala eny amin’ny tranony Cité Ambohipo logt. 38 ny Alatsinainy 10 Martsa 2008 amin’ny 01 ora, hatao veloma farany ao amin’ny Katedraly Analakely ary hapetraka eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohijatovo Ambodivoanjo - Antananarivo. Hoy ny zanany aman-jafiny sy ny fianakaviana (...)
  • RAKOTOMALALA Dieu Donné Philippe

    vendredi 7 mars 2008 |  2417 visites
    Ny Filohan’ny Filan-kevim-pitantanana sy ny Mpikambana ao aminy, Ny Tale Jeneraly ary ny Mpiara-miasa rehetra, eto amin’ny Laboratoire National des Travaux Publics et du Bâtiment (L.N.T.P.B) dia mampandre amin’alahelo lehibe ny namoizany ny mpiara-miasa aminy : RAKOTOMALALA Dieu Donné Philippe Chef de Laboratoire de Chantier Chevalier de l’Ordre National Officier de l’Ordre du Mérite Ny alakamisy 06 mars (...)
  • DJAOTOLY Jean Jacques

    jeudi 6 mars 2008 |  2062 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Alatsinainy 3 martsa 2008 Ny mpiara-miasa aminy : Andriamatoa DJAOTOLY Jean Jacques
  • RASOAMANANA SAMlHARINORO

    mercredi 5 mars 2008 |  2387 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenanana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay malalanay RASOAMANANA SAMlHARINORO Proviseur Adjoint du Lycée J.J. Rabearivelo Chevalier de l’Ordre National dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, ny Talata 04 Mars 2008, rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany. Hoy : Ny vadiny, ny zanany, ny zafikeliny, ny Rainy, ny Rafozany ny iraitampo aminy, ny iraitampo amin’ny vadiny, ny fianakaviana manontolo. Ny mpiara-miasa sy ny mpianatra (...)

0 | ... | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | 180 | 200 | ... | 300

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS