Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 01h43
 

Filazana manjo

RATIARISON Charles Hardel

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RATIARISON CharIes Hardel
Administrateur civil en Chef de Classe exceptionnelle


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 15 Aprily 2008 teo amin’ny faha 75 taonany.

Hoy

-  Ny vadiny :
RATIARISON Théodora, teraka RATEFIARISON

-  Ny zanany :
RATIARISON Christian sy Miara
RATIARISON Eric
RATIARISON Hervé sy Harilandy
RATIARISON Didier sy Nirina
RATIARISON Roland sy Henintsoa
Pasteur RAOBINARISON Solohery sy Geneviève
RALAMBOTIANA Toky sy Julie

-  Ny Zafikeliny :
Iris, Christiana, Adonia, Adriel RATIARISON - Johanna, Kevin RATIARISON - Miranda RATIARISON - Liantsoa, Mirantsoa, Nirintsoa RATIARISON - Matthieu, Henintsoa, Grâce RAOBINARISON - Miora, Daniel, Jonathan RALAMBOTIANA

-  Ny iray tampo aminy :
• Terak’Itpkl RATIARISON Joseph Granduel sy BETCHER Cécile
• Terak’Itpkl RAVELONARIVO Régis sy Itpkv RATIARISON Rahelisolo
• Terak’Itpkl RATIARISON Mamy Honoriüsel sy Itpkv RAZANAMAHASOA Lucie
• Terak’Itpkl RABENAIVO Gilbert sy Itpkv RATIARISON Fortunelle
– • Terak’Itpkl RATIARISON Edmond Fortel sy Itpkv RAMANDARIVOLA Yvonne
• RAZAKATIANA Raymond sy RATIARISON Donorel sy ny zanaka aman-jafiny
• Terak’Itpkl ANDRIAMAMPIHENIKA Benjamin sy Itpkv RATIARISON Charmelle
• RATIARISON Orangelle Lalarivero sy ny zanaka aman-jafiny.

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
• RAJAONA Therre Clément sy Alice ary ny zanaka aman-jafiny
• RANDRIANARISON Arnold sy Louise Aimoe ary ny zanaka aman-jafiny
• PERRIER Gérard sy Irène ary ny zanaka aman-jafiny
• Terak’Itpkv RATEFIARISON Jeanine sy ny zanany
• RATEFIARISON Georges Henri sy Geneviève ary ny zanany
• RATEFIARISON Gérard Ferdinand sy Sabine ary ny zanany
• GIBERT Pascal sy Raymonde sy ny zanany.

-  Ny havany :
• Terak’i Pasitera RAJHONSON sy Itpkv RAZAFITSEHENO
• Terak’Itpkl RAVELOMANANTSOA RATSIMIAH sy Itpkv RAZOELY Berthine

Ny Fiangonana Antranobiriky FMTA, ny FJKM Ambodifasina, ny FJKM Ambohipaniry, ny FJKM Masindray

Ny Fokontany Ambatoroka, ny Fokontany Ambohipaniry.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot VB 81 G Ambatoroka ny Asabotsy 19 Aprily 2008 amin’ny iraika ambin’ny folo ora sy sasany. Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana Antranobiriky FMTA alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohipaniry Ampanataovana.

« Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra, ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindrampoko,
ary tsy hitsoaka ny faneken’ny fihavanako… »
(Isaia 54/10)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS