Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 04h35
 

Filazana manjo

RASAMOELINA Andrianantenaina Lalaina

Sitrak’Adriamanitra no niantsoany ny malalanay ny Alakamisy 29 Mai 2008 rehefa nivahiny 32 taona teto an-tany.

RASAMOELINA
Andrianantenaina Lalaina
(Gaman/Klax)

Hoy ny :

-  Iray tampo aminy :
RASAMOELINA Zafindrazaka Tidisoa
RASAMOELINA Nivonirina Lalasoa sy ny zanany
RASAMOELINA Vololoarizaka Hanitrasoa sy ny zanany

-  Ny Renibeny :
RAZAFINDRAZANAKA Philomène mianakavy

-  Ny iray tampo amin’ny Rainy sy ny Reniny
RAZAFINDRAZAKA Dieu Donné sy Vivi PARASKEVI
RAZANADRAIBE Noëlina sy RAKOTOARIMANGA Petera sy ny zanany

Ny Judokas rehetra

Ny Fkt Ankaditoho-Maroroho, Ankadikely-Ilafy

Ny Ekar St Etienne Ambanidia, Ekar Maria Manampy Soanierana

Ny nofony dia hiala eto Maroroho Lot III P 29 - A ary ho entina ao amin’ny Ekar St Etienne Ambanidia alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Ankadikely Ilafy ny Alahady 01 Juin 2008 amin’ny 12 ora.

« Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampy sy anjarako mandrakizay Andriamanitra ».

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS