Articles dans la rubrique « Filazana manjo »
-
mercredi 2 mai 2007
| 674 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :
RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert Mpiasan’ny SOLIMA nisotro ronono Officier de l’Ordre National
dia nodimandry ny Talata 01 Mey 2007 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany.
Hoy : Ny vadiny : RAZAFITSARA ANDRIANADY Beby Ny zanany : RALAMBOSON ANDRIANADY Gilberte RAZAFIMBE Désiré sy Eliane ANDRIANADY Evelyne RAKOTOMANGA ANDRIANADY Alain sy Frédine RAKOTOMANGA ANDRIANADY Serge sy Saholy Ny (...)
-
mercredi 2 mai 2007
| 818 visites
Tompoko, Noho ny fihavanana dia mampandre anareo izahay fa ny malalanay :
ANDRIAMANANTENA Fidèle dia nodimandry tamin’ny Zoma 20 Aprily 2007 tany Morges (Suisse)
Hoy : Ny vadiny : WARPELIN Monique Ny zanany : ANDRIAMANANTENA Stéphanie Ny rainy : RANAIVOSON Eugène Ny fianakaviana WARPELIN Ny iraitampo aminy : Ny terak’ltpkl RATSIMBA Louis Victor ANDRIANISA Charmant sy Aimée ary ny zanaka aman-jafiny RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary ny zanany (...)
-
lundi 30 avril 2007
| 502 visites
Ny fianakaviana dia mampandre anareo fa nodimandry ny alahady 29 Avril 2007 teo amin’ny faha 79 taonany
Andriamatoa Bertin RALAINDIMBY Chevalier de l’Ordre National
Ny nofony dia entina hiala ao Ambatolampikely Antehiroka lot 3A 44 V Bis ny Talata 01 Mai amin’ny 11 ora sy sasany ary hatao veloma farany ao amin’ny Fiangonana Isotry Fitiavana, alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany (...)