Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 11 février 2026
Antananarivo | 12h24
 
Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RAMANGAHALISON Victor

    mercredi 7 novembre 2007 |  3390 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, ny nahalasanan’ny hava-malalanay : RAMANGAHALISON Victor Cadre retraité de la BNI Officier de l’Ordre National Malagasy Ancien Maire de la Commune d’Alasora tamin’ny Alatsinainy faha-05 Novambra 2007, rehefa nivahiny 67 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAMAROSON Josette Claudine Ny zanany : RAMANGALAHISON Patrick sy Céline Hanitriniaina RAMANGAHALISON Hanta RABOANARIJAONA Solofo sy Fanja (…)
  • RAVELOARISOA Madeleine

    lundi 29 octobre 2007 |  4673 visites
    Isaorana Andriamanitra noho ny nanomezany anay nandritra ny roa amby zato (102) taona ny reny malalanay : Ramatoa RAVELOARISOA Madeleine Commandeur de l’Ordre National Mpampianatra nisotro ronono tao amin’ny Sekoly Vinet Ambohimalaza Talen’ny Sekoly Zahatra izay niamboho ny Zoma faha 26 oktobra 2007. Hoy, Ny Zanany : RAHAROLAHY Rahantamalala RAHAROLAHY Edelyn mivady Professeur RAHAROLAHY Dhels mivady RAMANANTSOA Maude RAVAOMIARANTSOA Odette RAMANANTSOA RAHARIVELO Terak’Itpkl (…)
  • RAKOTOMALALA Andrianaly

    vendredi 26 octobre 2007 |  4140 visites
    Noho ny fahasoavany dia nentin’i Jesoa Kristy ho any amin’ny fitsaharana mandrakizay ny Malalanay : Ny Andriana RAKOTOMALALA Andrianaly LOHOLONA Mpiasam-panjakana nisotro ronono Lefitry ny Ben’ny Tanànan’i Mahitsy taloha Chevalier de l’Ordre National rehefa nampindraminy anay nandritry ny 78 taona tety an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAKOTOMALALA Séraphine (teraka RAZAIMANANORO) Ny zanany : RAKOTOMALALA Naly sy Vololonirina RAHELINJATOVO (France) RAZAFIMANDIMBY Andriamandrato sy (…)
  • RAZAIARIVELO Jeanette

    mardi 16 octobre 2007 |  3634 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony : RAZAIARIVELO Jeanette (vady navelan’ Itompokolahy ANDRIAMIANGOLA Albert) Ny alahady 14 oktobra 2007 teo amin’ny faha 84 taonany. Hoy, Ny zanany : ANDRIAMIANGOLA Jocelyn R. mivady sy ny zanaka aman-jafiny. RAJOELIHARISON Alexis mivady sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMIANGOLA R. Herbert mivady sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMIANGOLA R. Jocelyne sy ny zanany ANDRIAMIANGOLA R. Bertin mivady sy ny zanany RANAIVOMINOSOAMANGA Andry Tahiana (…)
  • RALAMBOSOA Andrianirina Laurent Emile

    lundi 15 octobre 2007 |  2675 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Alahady 14 Oktobra 2007 ny mpiara miasa aminy : Andriamatoa RALAMBOSOA Andrianirina Laurent Emile
  • PHILIPPE ANTOINE Narifetra

    jeudi 11 octobre 2007 |  2616 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : PHILIPPE ANTOINE Narifetra (Lala) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-09 oktobra 2007 Hoy, Ny rainy : PHILIPPE ANTOINE Ny Iray tampo aminy : HARILALAO Aurore sy RANOELISON Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny Lydia sy RAJAONARIVELO Honoré mivady sy ny zanaka aman-jafiny RAHAINGOMALALA Aimée sy ny zanaka aman-jafiny Violette sy RAVALOMANANA A. mivady sy (…)
  • PHILIPPE ANTOINE Narifetra

    mercredi 10 octobre 2007 |  3040 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : PHILIPPE ANTOINE Narifetra (Lala) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-09 oktobra 2007 Hoy, Ny rainy : PHILIPPE ANTOINE Ny Iray tampo aminy : HARILALAO Aurore sy RANOELISON Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny Lydia sy RAJAONARIVELO Honoré mivady sy ny zanaka aman-jafiny RAHAINGOMALALA Aimée sy ny zanaka aman-jafiny Violette sy RAVALOMANANA A. mivady sy (…)
  • RASOARIMALALA Céline

    mardi 9 octobre 2007 |  3034 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty dia mampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay : Ramatoa RASOARIMALALA Céline LOHOLONA (vady navelan’ltpklahy RAOELIJON Rakotoniaina Maurice) dia nodimandry tamin’ny Alahady 07 Oktobra 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany. Hoy, Ny Fianakaviana manontolo Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana F.J.K.M Isotry Fitiavana, Arivonimamo, Ambohitsitankady, Manjaka Ny EKAR Mahamasina Ny Fokontany sy ny Mpiara-monina ao (…)
  • RAZAFIARISON Raymond Ignace

    vendredi 5 octobre 2007 |  3099 visites
    Amin’alahelo no ampandrenesin’ny Holafitry ny Dokotera Veterinera eto Madagasikara fa : Dokotera RAZAFIARISON Raymond Ignace ONDVM n° 291- Docteur Vétérinaire Directeur de l'AFAFl lsaha - FIANARANTSOA Dia nodimandry ny Alarobia 03 Oktobra 2007 . Ny fandevenana dia hatao ao Ambohitromby Alasora, ny Zoma 05 Oktobra 2007. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo sy ny havany.
  • HAOLINE Théresè Lucia

    vendredi 5 octobre 2007 |  2970 visites
    Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny malalanay hody any aminy : HAOLINE Théresè Lucia Vady navelan’i Tompokolahy Rakotondravelo Charles Martin Ny Alarobia 03 Octobre 2007 rehefa nivahiny 57 taona teto an-tany, Hoy, Ny reniny : Mme SERAPHINE Ny rafozany : Mr RAZAFINDRAZAKA Elie Ny zanany : Paul Mickaël sy Mireille (La Réunion) MAROVELOLINA Elie sy Zafy RAZAFIMAMONJIRAIBE Alfred sy Joséphine MAROVELOLINA Sophie sy ny namany MAROVELOLINA Théoplile Marcel sy ny namany MAROVELOLINA Luc (…)
  • Jean RAOSETA

    vendredi 5 octobre 2007 |  2173 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny 3 oktobra 2007 ny hava-malalanay : Jean RAOSETA Commandeur de l’Ordre National Talen’ny Sekoly E.PRI.MA Mpampianatra misotro ronono, sekoly Advantista Mpiasan’ny JIRAMA misotro ronono teo amin’ny faha-88 taonany Hoy, Ny vadiny : RAKOTONDRAINIBE Yolande Ny zanany : RAOSETA Ronald sy Vololona RAOSETA Eliane RAOSETA Zara Fanomezana Ny zafikeliny : Hasiniaina, Tokiniaina, (…)
  • RAKOTOZAFY Raymond Bertin

    jeudi 4 octobre 2007 |  3013 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAKOTOZAFY Raymond Bertin dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy tamin’ny Talata 02 Oktobra 2007 rehefa nivahiny 73 taona teto an-tany. Hoy, Ny Renin-janany : RAZAIARISOA Julia Ny Zanany : RAKOTOZAFY Andrianaivo sy Ranoa RAMANDIMBISON Roland Fidèle sy Hanitra Ny Zafiny : Lalaina, Aritina, Nomena Ny iray tampo aminy : RAZANAMALALA Juliette sy ny zanaka aman-jafiny Vady (…)
  • Jean RAOSETA

    jeudi 4 octobre 2007 |  2190 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny 3 oktobra 2007 ny hava-malalanay : Jean RAOSETA Commandeur de l’Ordre National Talen’ny Sekoly E.PRI.MA Mpampianatra misotro ronono, sekoly Advantista Mpiasan’ny JIRAMA misotro ronono teo amin’ny faha-88 taonany Hoy, Ny vadiny : RAKOTONDRAINIBE Yolande Ny zanany : RAOSETA Ronald sy Vololona RAOSETA Eliane RAOSETA Zara Fanomezana Ny zafikeliny : Hasiniaina, Tokiniaina, (…)
  • RAZAY ESTHER

    mardi 2 octobre 2007 |  3317 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAZAY ESTHER (Vady navelan’ltompokolahy RANDRIAMASY Emile) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 01 Octobre 2007 rehefa nivahiny 81 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : ANDRIAMASY Richard sy Pierrette ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMASY Michel sy Giséle ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMASY Léon ANDRIAMASY Marcellin sy Michelle ary ny zanany ANDRIAMASY (…)
  • RAZAFINIMANANA Nina Francine

    mardi 2 octobre 2007 |  4529 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAZAFINIMANANA Nina Francine (Teraka RAZOELIARINORO) Coiffure Milanto Andravoahangy dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 1 oktobra 2007 Hoy; Ny vadiny : RAZAFINIMANANA Solohery Raomeriarilala Ny ray aman-dreniny : RASOANAIVO Gerard Daniel sy RAVAOARINORO Marthe Ny rafozany : RAZAFINIMANANA Razanamery Eugène sy RASOAZANANY Justine Ny iray tampo (…)
  • RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU

    mercredi 26 septembre 2007 |  2255 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fiitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, fa ny zanaka malalanay : RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 23 Septambra 2007 rehefa nampindraminy anay nandritra ny 18 volana teto an-tany. Hoy, Ny Ray aman-dreniny : RAJOHNSON RAVELOSON Hery sy Lolitta Ny zokiny : RAJOHNSON RAVELOSON Harimisa Stephanie Ny raibeny sy ny renibeny : RAJAO Ernest sy ARISOA Chrystiane Ny iray tampo (…)
  • RANDRIANASOLO Feno Hery

    mercredi 26 septembre 2007 |  1919 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay : Ny Andriana RANDRIANASOLO Feno Hery Tranombarotra Hery (Isotry) Dia nodimandry ao amin’ny Tompo ny Sabotsy 22 Septambra 2007 rehefa nivahiny 46 taona teto an-tany. Hoy, Ny Reniny : RASOAZANANTOANDRO Clothilde Vady navelan’ltompokolahy RANDRIANASOLO Armand Ny Taizany : RANDRIANASOLO Heriniaina Marc RANDRIANASOLO Herilaza Luc Ny iray tampo aminy : RANAIVO Honoré (…)
  • RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU

    mardi 25 septembre 2007 |  1364 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fiitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, fa ny zanaka malalanay : RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 23 Septambra 2007 rehefa nampindraminy anay nandritra ny 18 volana teto an-tany. Hoy, Ny Ray aman-dreniny : RAJOHNSON RAVELOSON Hery sy Lolitta Ny zokiny : RAJOHNSON RAVELOSON Harimisa Stephanie Ny raibeny sy ny renibeny : RAJAO Ernest sy ARISOA Chrystiane Ny iray tampo (…)
  • RANDRIANASOLO Feno Hery

    mardi 25 septembre 2007 |  1116 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay : Ny Andriana RANDRIANASOLO Feno Hery Tranombarotra Hery (Isotry) Dia nodimandry ao amin’ny Tompo ny Sabotsy 22 Septambra 2007 rehefa nivahiny 46 taona teto an-tany. Hoy, Ny Reniny : RASOAZANANTOANDRO Clothilde Vady navelan’ltompokolahy RANDRIANASOLO Armand Ny Taizany : RANDRIANASOLO Heriniaina Marc RANDRIANASOLO Herilaza Luc Ny iray tampo aminy : RANAIVO Honoré (…)
  • RAMAMONJISOA JOHARIMANANA Haingo

    samedi 22 septembre 2007 |  2137 visites
    (Phil toko II and 13) «Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo, na ny fikasana, na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony ». Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny zanany, teo amin’ny faha 34 taonany. RAMAMONJISOA JOHARIMANANA Haingo (Mpiasa ao amin’ny Ministère de la Fonction publique, du Travail et des Lois sociales) Hoy Ny vadiny : RAMAMONJISOA Jehny - Lawrence Teraka RANDRIANARIVONIAINA Ny zanany : RAMAMONJISOA Jonathan Barkley RAMAMONJISOA Vanaël Barkley Ny ray (…)

Publicité

Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}