Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 16h09
 

Filazana manjo

RASOARIMALALA Céline

mardi 9 octobre 2007 |  3011 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty dia mampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay :

Ramatoa
RASOARIMALALA Céline
LOHOLONA
(vady navelan’ltpklahy RAOELIJON Rakotoniaina Maurice)


dia nodimandry tamin’ny Alahady 07 Oktobra 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany.

Hoy,

  Ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana F.J.K.M Isotry Fitiavana, Arivonimamo, Ambohitsitankady, Manjaka

Ny EKAR Mahamasina

Ny Fokontany sy ny Mpiara-monina ao Isoraka

Ny nofony dia ho entina hiala ao Isoraka Lot IBK 74-75 ny Alarobia 10 Octobre 2007 amin’ny 11 ora antoandro, ary hatao veloma farany ao amin’ny F.J.K.M Isotry Fitiavana, ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hametrahana azy any amin’ny fasan-drazany ao Ambohitritankady Amboangivy Arivonimamo.

« Jehovah ô, efa nandinika ahy lanao,
ka mahalala ahy »
(Sal. 139 : 11)