Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 16h09
 

Filazana manjo

RALAMBOSOA Andrianirina Laurent Emile

lundi 15 octobre 2007 |  2646 visites 

Ny Filan-kevim-pitantanana sy
Ny Tale Jeneraly ary
Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR

Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Alahady 14 Oktobra 2007 ny mpiara miasa aminy :

Andriamatoa
RALAMBOSOA Andrianirina Laurent Emile