Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
PHILIPPE ANTOINE Narifetra
(Lala)
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-09 oktobra 2007
Hoy,
– Ny rainy :
PHILIPPE ANTOINE
– Ny Iray tampo aminy :
HARILALAO Aurore sy RANOELISON Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Lydia sy RAJAONARIVELO Honoré mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAHAINGOMALALA Aimée sy ny zanaka aman-jafiny
Violette sy RAVALOMANANA A. mivady sy ny zanany
RAPAOLY Andriamiarana sy ny zanany
ANDRIANARY Philippe sy Hanitra sy ny zanany
PHILIPPE ANTOINE Fara
PHILIPPE ANTOINE Harison
– Ny Terak’i RANDRIAMAMONJY sy RAFOTSIRAIVO
– Ny Terak’i RANDRIANARIVONY sy RAZAFINDRASOA
– Ny Terak’i RANAIVOMANDIMBY, RAKOTOMAMONJY sy RAZANAMANGA
– Ny Fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa ao amin’ny DRS Analamanga
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambatomena Mananara sy ny Zanaka ampielezana,
Ny Fokontany Amboditsiry, Ambatomena Mananara.
Ny nofony dia hiainga ao an-tranony, Lot II B 54 A Amboditsiry, ny Zoma faha-12 oktobra 2007 amin’ny 12 ora sy sasany. Hatao ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambatomena Mananara ny fanompom-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatomena Mananara ihany.
« Indro Andriamanitra no famonjena ahy ; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra ; fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy ».
(Isaia 12:2)