Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 20h26
 

Filazana manjo

RAKOTOZAFY Raymond Bertin

jeudi 4 octobre 2007 |  2982 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAKOTOZAFY Raymond Bertin


dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy tamin’ny Talata 02 Oktobra 2007 rehefa nivahiny 73 taona teto an-tany.

Hoy,

  Ny Renin-janany :
RAZAIARISOA Julia

  Ny Zanany :
RAKOTOZAFY Andrianaivo sy Ranoa
RAMANDIMBISON Roland Fidèle sy Hanitra

  Ny Zafiny :
Lalaina, Aritina, Nomena

  Ny iray tampo aminy :
RAZANAMALALA Juliette sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itompokolahy RAKOTOZAFY Martin sy ny zanaka aman-jafiny

  Ny iray tampo amin’ny rainy :
Terak’Itompokolahy RANDRIAKOTO sy RANJAVELO

  Ny iray tampo amin’ny reniny :
Terak’Itompokolahy RAJOELY sy RATOMPOARIVONY

  Ny havany rehetra

Ny nofony dia ho entina miala ao AMPATSAKANA Lot I A 103 Bis 3è étage face Restaurant LE PALMIER ny Zoma 05 Oktobra 2007 amin’ny 1 ora tolakandro ary hatao veloma farany ao amin’ny FJKM ANJEVA FANANTENANA alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao ANKADIVORY ANJEVA.