Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 16h58
 

Filazana manjo

RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU

mardi 25 septembre 2007 |  1331 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fiitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, fa ny zanaka malalanay :


RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 23 Septambra 2007 rehefa nampindraminy anay nandritra ny 18 volana teto an-tany.

Hoy,

  Ny Ray aman-dreniny :
RAJOHNSON RAVELOSON Hery sy Lolitta

  Ny zokiny :
RAJOHNSON RAVELOSON Harimisa Stephanie

  Ny raibeny sy ny renibeny :
RAJAO Ernest sy ARISOA Chrystiane

  Ny iray tampo amin’ny rainy :
RAJOHNSON Christian sy Yolande sy ny zanany
RAMINOSOA Soloniaina sy Seheno sy ny zanany
ANDRIANARIVONY Parfait sy Lalatiana sy ny zanany

  Ny Havany :
Terak’ltpkl RANDRIANABY sy RAMBOLATIANA
Terak’ltpkl RAVELOSON Adolphe Terak’Itpkl RAJAO Gabriel
Terak’Itpkl RALAMBO Pascal -Terak’Itpkl RAJAONERA Charles
Terak’Itpkl RAINIZAFINDRASOA sy RABODOVOAHANGY
Terak’Itpkl RANDRIAMONTA
Terak’Itpkl RAJAO sy RAHELlNORO
Terak’Itpkl RAINIMIARANDRAISOA
Terak’ltpkl ROBERT sy RATIARAY
Terak’Itpkl RAHARIJAONA sy RAZANAMALALA

  Ny fianakaviana manontolo.

Ny fiangonana FJKM Ranovao Arnbohimangakely
Ny fiangonana FJKM Ankadifotsy
Ny fiangonana FJKM Ambatonakanga

Ny Fokontany Ambodin’Isotry
Ny Fokontany Ranovao Ambohimangakely.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Cité Ambodin’Isotry logt n°224 ny alarobia 26 Septambra 2007 amin’ny 1 ora, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny fiangonana FJKM RANOVAO Ambohimangakely, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao RANOVAO ihany.

« Fa Jehovah tsy mba hanary ny olony, Ary ny lovany tsy hafoiny »
(Salamo 94 ; 14)

lty no solon’ny fampandrenesana
Tsy misy fiaretan-tory