Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h45
 

Filazana manjo

RAJAONAH Arlette

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesako ny namoizana ny vady malalako :

RAJAONAH Arlette
(teraka RASOLOFOMASOANDRO)

Hoy :

RAJAONAH Gilbert vadiny

-  Ny Reniny :
RASOLOFOMASOANDRO Margueritte

-  Ny Zanany :
RAJAONAH Solofo sy Clodie
RAJAONARY Mbolatiana Hugo sy Monique
RAJAONAH Biquet Gaetan sy Lova

-  Ny Zafiny :
Emmanuelle, Mathieu, Yann ary Salomé

-  Ny Iray tampo aminy :
Rasolofomasoandro Henri sy Gun ary ny zanaka aman-jafiny
Rasolofomasoandro Claude sy ny zanaka aman-jafiny
Rambelo Regls sy Liliane ary ny zanaka aman-jafiny
Randrianisa Irène sy ny zanaka aman-jafiny
Rafamantanantsoa Marcel sy Jocelyne ary ny zanaka aman-jafiny
Rasolofomasoandro Blaise
Rasolofomasoandro Christian sy Mamy sy ny zanany
Fonteneau René sy Gisèle ary ny zanany
Rasolofomasoandro Jaona sy Voahangy ary ny zanany
Rasolofomasoandro Daniel sy Lucienne ary ny zanany
Rabeherisoa Ziza sy Faratiana ary ny zanany
Rasolofomasoamdro Haingonirina sy Vero ary ny zanany

-  Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’ltompokolahy Razanadrakoto Robert sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’ Itompokolahy Rajaonah Roger sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’ Itompokolahy Randrianoara Robert (Rajaonah Beby Ernestine) sy ny zanaka aman-jafiny
Raharison Antonin mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Rajoelisolo sy Odette ary ny zanaka aman-jafiny
Andrianantoanina Maxime sy ny zanaka aman-jafiny
Randriamanjahary Justin sy ny zanaka aman-jafiny
Raharinosy Benjamin sy Jacqueline ary ny zanaka aman-jafiny
Rajaonah Roland mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny Fokontany Andavamamba
Ny Fokontany Amboditsiry

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FPMA Grandchamp Paris 17ème
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Amparibe Famonjena
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Amboditsiry
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Mifakantia FJKM TRANOVATO FARAVOHITRA

Ny Nofony dia ho tonga aty an-tanin-drazana eny Ivato amin’ny Alakamisy 22 may amin’ny 4 ora 50 mn. maraina. Dia hiala ao an-tranony Lot III K 31 Bis Andavamamba ny sabotsy 24 may amin’ny 2 ora, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Amparibe Famonjena alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazana ao Amboditsiry.

« Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra :
Ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana ; Fa ny fitiavana no lehibe amin’ireo ».
(Korintiana I : 13/13).

Tsy misy voninkazo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS