Amin’ny Finoana sy ny Fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
Rtoa RASOAMANANA Perle
Teraka RATSIMINDRANA Razafindrambah
Dia nantsoin’i Ray hody any aminy, ny Alahady faha-09 Martsa 2008 teo amin’ny faha 72 taonany.
Hoy
Ny vadiny :
RASOAMANANA Martin
Ny zanany :
Martine sy Hery RASOAMANANA (Belgique)
Didie sy Zaka RASOAMANANA
Tahiana sy Tsiry RASOAMANANA
Ndimby RASOAMANANA
Solofo RASOAMANANA
Lalaina sy Naina RASOAMANANA
Noro sy Lala RAVELOJAONA
Nivo sy Jocelyn ANDRIAMIADANA
Rojo sy Fidy RASOAMANANA
Ny zafiny :
Zina, Tony (Belgique), Mirana, Rindra, Tiavina, Ony, Notahiana, Finaritra, Mianoka, sy Fianaritra, Nombana, Nasandratra, Mendrika, Hasina, Toky, Mirado, Narda, Sariaka, Sarobidy, Fifaliana, Fihobiana, Tamby.
Ny zafiafiny :
Amboara
Ny iray tampo aminy :
Ny terak’Itompokovavy RAHARINTSOA, Vololona sy ny zanaka aman-jafiny.
RAVONIARY Johnson Bakolisoa sy ny zanaka aman-jafiny.
RAJAONARIVELO Tsirimalala mivady sy ny zanaka aman-jafiny.
RAZAKA Andriamandimbisoa mivady sy ny zanaka aman-jafiny.
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Vady navelan’Itpkl RAVALOMANANA Alphonse sy ny zanaka aman-jafiny.
ANDRIANANTOANINA Sylvain mivady sy ny zanaka aman-jafiny.
Terak’Itpkl RASOAMANANA Alphonse sy ny zanaka aman-jafiny.
RANDRIANASOLO Alphonse sy ny zanaka aman-jafiny.
Ny fianakaviana manontolo
Ny Fiangonana FJKM Fenoarivo, Ny vondrom-bavaka FPVM Betesda Ankaraobato, Ny zanaky ny FJKM any Europe, Ny MKMB Benelux Bruxelles, Ny Eglise Protestante Unie de Charleroi Bruxelles, Ny mpiara-miasa ao amin’ny Maison Médicale “La Brêche”, ao amin’ny Centre de Soins pour Assuétude Le “Diapason” CHU Charleroi Bruxelles, Ny Zanaka am-pielezana FJKM Mahasolo, Ny fokontany Ambaniavaratra Ankadivory, Ny fokontany Andrefankady Ambonisaha, ary ireo Mpitsabo rehetra nikarakara azy fony fahavelony.
Ny nofony dia hiala ao an-tranony, Lot FVK 6 Ankadivory Ambaniavaratra ny Alarobia faha-12 Martsa 2008 amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Fenoarivo alohan’ny hametrahana azy ao Fenoarivo ihany.
« Fa Ianao no tsy miova, ary ny taonanao no tsy ho tapitra. Ny Zanaky ny mpanomponao handry fahizay,
ary ny taranany hampitoerina eo anatrehanao ».
(Salamo 102 : 27-28)