Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Filazana manjo

Aurélien LAVIELLE

Amin‘alahelo lehibe no hampandrenesan’ny fianakaviana fa nandao antsika tampoka tamin’ny 23 marsa 2008 i

Aurélien LAVIELLE

Nipetraka herinandro maromaro tao Farafangana izy tamin’ny taona 2006 ary ny fikambanana Mamabé no niarahany niasa tamin’izany. Nanan-danja lehibe taminy ny asa natombony niaraka tamin’ny mponina tao ka mbola maro ny fikasàna sy volavolan’asa natsangany ho fanohizana izany.
Ny fandevenana dia natao tao Parisy ny alatsinainy 31 marsa.

Ny Malagasy naman’i Aurélien dia maneho ny fisaorana azy noho ny soa sy tsara nataony tamim-pitiavana tsy nangatahany tambiny na takalony.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS