Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 21 février 2026
Antananarivo | 08h34
 

Filazana manjo

RANDRIA Lucie Vololonirina (Teraka RAZAFIMANJATO)

samedi 28 février |  50 visites 

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any Aminy

RANDRIA Lucie Vololonirina
(Teraka RAZAFIMANJATO)

Mpiasan’ny SOLIMA misotro ronono

ny zoma 16 janoary 2026 tany Bourges, rehefa nivahiny 79 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny zanany :

  • PLUME Fabien sy Sitraka
  • Itpkl RAZAFITRIMO Emmanuel sy RASOANAIVO Jocelyne

Ny zafiny :

  • Eliott, Gabriel, Ronald, Joanna, Jocelyn

Ny zanany amin’ny batisa :

  • Nathalie, Patrick, Sylvia, Hanitra, Gina, Aina, Tiana, Frédéric

Ny iray tampo aminy :

  • Vady navelan’Itpkl RAZAFIMANJATO Jean Josoa, Bebe Malala sy ny zanany
  • Terak’Itpkl RAZAFIMANJATO David sy Honorine
  • Terak’Itpkl RAZAFIMANJATO Basile sy Lucie
  • Ireo navelan’Itpkl RAZAFIMANJATO Pascal :
    • RANAIVO Jeanine Huguette sy ny zanaka aman-jafiny
    • RAKOTOMIHAMINA Voahanginirina Liliane sy ny zanaka aman-jafiny
  • RAZAFIMANJATO Blandin sy Marie Claire ary ny zanaka aman-jafiny
  • Terak’Itpkl RAHARINESY Auguste

Ny iray tampo sy ny fianakaviana avy amin’ny vadiny

Taranak’i RAPARIVO Gaston
Taranak’i RADAODY
Taranak’i RAZAFITRIMO Eugène
Teraka RAMAINANDRO
Ny fianakaviana manontolo
Ny fiangonana anglikana St Georges Paris
Ny vénérable sy ny presbytera ary fiangonana Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro

Ny nofony dia hiala ao amin’ny lot 91D Mamamba Ambohibao ny sabotsy 28 febroary 2026. Ny fotoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra dia hatao ao amin’ny Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro amin’ny 1 ora tolakandro mialoha ny ametrahana azy any amin’ny fasan-drazany any Alakamisy Ambohimanga Rova.

« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23 : 1)

-----

Réagir à l'article

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}